Inona no ho entiko manantona an'i Jehovah???
1. niryna
(
01/05/2007 12:13)
Raha hanantona Azy izaho sy ianao, inona no hoentiko eo aminy? fanatitra? vola aman-karena ? ny fahafolon-karen-ko?
Inona re no fankasitrahana velona sy tiany ary ekeny e?:roll::idea:
Moa ve ho sitrany izay omeko Azy?
Inona re no fankasitrahana velona sy tiany ary ekeny e?:roll::idea:
Moa ve ho sitrany izay omeko Azy?
novalian'i veromahefa ny 12/05/2007 16:02
2. Rasiligaoma
(
01/05/2007 12:38)
niryna: hanatona fa tsy hanantona
raha manatona manko: dia ny fombako dia voalazan'ilay hira iray izay manao hoe:
"Handeha an-kafaliana hanatona an'Andriamanitra aho e
any an-tendrombohitra masina....
ny tebitebin-tsaiko, ny ahiahim-poko sy ny hadisoako e....
tsy mahasakana ahy tsy hanatona anao Tompo o"
raha hanantona indray dia maka hazo fijaliana aho dia fantsika sy maritoa:-D
4. LazaDaddy
(
01/05/2007 13:08)
niryna> ilay fanontanianao dia tsy mety amiko satria izay no mahasamihafa ilay Andriamanitro @ andramanitra rehetra hafa tompoin'ny olona.
Mila fanazavana? :) Tsy izaho no afakamanandra-tena manatona Azyfa Izy no nanety tena nanatona ahy sy nandondona tao am-baravarana.:)
Mila fanazavana? :) Tsy izaho no afakamanandra-tena manatona Azyfa Izy no nanety tena nanatona ahy sy nandondona tao am-baravarana.:)
5. cutie
(
01/05/2007 16:04)
Mpandefa : mandrak [ Valio ] 01-05-2007 15:00:59
Lohateny : Re : Inona no ho entiko manantona an'i Jehovah???
omeo azy ny entanao de faly izy
omeo azy ny enta mavesatrao we :-D
6. cutie
(
01/05/2007 16:05)
Mpandefa : niryna [ Valio ] 01-05-2007 14:13:07
Lohateny : Inona no ho entiko manantona an'i Jehovah???
Raha hanantona Azy izaho sy ianao, inona no hoentiko eo aminy? fanatitra? vola aman-karena ? ny fahafolon-karen-ko?
Inona re no fankasitrahana velona sy tiany ary ekeny e?
Moa ve ho sitrany izay omeko Azy?
ataoko ngamba fa tsy mila an'zany fanatitra, sy ny fahafolon-karena sy ny tariny zany ny fanatonana azy fa @ fo torotoro hono :roll:
7. cutie
(
01/05/2007 16:07)
Mila fanazavana? Tsy izaho no afakamanandra-tena manatona Azyfa Izy no nanety tena nanatona ahy sy nandondona tao am-baravarana.
de mba tantarao we zany :lol:
8. rakaroka
(
01/05/2007 16:16)
cutie:
Mpandefa : mandrak [ Valio ] 01-05-2007 15:00:59
Lohateny : Re : Inona no ho entiko manantona an'i Jehovah???
omeo azy ny entanao de faly izy
omeo azy ny enta mavesatrao we :-D
:-D:-D:-D:-D:-D:roll::roll::roll::roll:
'zany hono ry Cutie sy ireo maro manana "entana" efa
tsy tokony hotairizina any ho any:-w:-w:-w:-w:
:-$ANTSO AVOo^o:
"Ento avokoa ireny entana ireny ...ary omeo an'i Jehovah fa ho faly izy dia hivoha ho anao ny lanitra
e!".
Dia manantena ny rehetra izany e :@:wink:
9. niryna
(
01/05/2007 16:19)
LazaDaddy:Azavao fa tsy azoko laza a
niryna> ilay fanontanianao dia tsy mety amiko satria izay no mahasamihafa ilay Andriamanitro @ andramanitra rehetra hafa tompoin'ny olona.
Mila fanazavana? :) Tsy izaho no afakamanandra-tena manatona Azyfa Izy no nanety tena nanatona ahy sy nandondona tao am-baravarana.:)
oops nisy diso kely koa ity nanetry tena sy nanantona no izy,azafady fa nahitsiko kely a ,Mandreraka koa ilay misy n sa tsy misy:roll:
10. niryna
(
01/05/2007 16:22)
Rasiligaoma:
niryna: hanatona fa tsy hanantona
raha manatona manko: dia ny fombako dia voalazan'ilay hira iray izay manao hoe:
"Handeha an-kafaliana hanatona an'Andriamanitra aho e
any an-tendrombohitra masina....
ny tebitebin-tsaiko, ny ahiahim-poko sy ny hadisoako e....
tsy mahasakana ahy tsy hanatona anao Tompo o"
raha hanantona indray dia maka hazo fijaliana aho dia fantsika sy maritoa:-D
oops misaotra nanao fanitsiana.Tena tsy hay intsony anie ilay teny hoe misy n sa tsia e
11. niryna
(
01/05/2007 16:26)
Fanitsiana:Inona no ho entiko manatona an'i Jehovah no izy. Mi-pardon fa diso tsipelina ry ireto a
12. niryna
(
01/05/2007 16:29)
cutie:
Mpandefa : niryna [ Valio ] 01-05-2007 14:13:07
Lohateny : Inona no ho entiko manantona an'i Jehovah???
Raha hanantona Azy izaho sy ianao, inona no hoentiko eo aminy? fanatitra? vola aman-karena ? ny fahafolon-karen-ko?
Inona re no fankasitrahana velona sy tiany ary ekeny e?
Moa ve ho sitrany izay omeko Azy?
ataoko ngamba fa tsy mila an'zany fanatitra, sy ny fahafolon-karena sy ny tariny zany ny fanatonana azy fa @ fo torotoro hono :roll:
misaotra aky cutie a ,dia tohizo amin'izay ary ny manaraka fa efa nanome hevitra io cutie=D=D
13. cutie
(
01/05/2007 16:59)
'zany hono ry Cutie sy ireo maro manana "entana" efa
tsy tokony hotairizina any ho any:
ANTSO AVO:
"Ento avokoa ireny entana ireny ...ary omeo an'i Jehovah fa ho faly izy dia hivoha ho anao ny lanitra
e!".
Dia manantena ny rehetra izany e
rakaroka :-D:-D:-D:-D:-D
14. xxx
(
01/05/2007 20:03)
LazaDaddy, ary raha mandondona ao foana Izy, dia ianao ve tsy "hanatona" mihitsy hamoha varavarana ?!
15. Rasiligaoma
(
01/05/2007 20:39)
LD>
. tsy voatery hoe izy foana no manatona io fa ianao koa manatona azy ka.
ary voalaza fa tsy izy foana no nanantona fa ohatra izao i Mosesy izao nandeha nanatona azy tany an-tendrombohitra. (ao anaty baiboly izany an)
I jesoa nentin'ny fanahy nihataka tany amin'ny mangingina "hiresaka t@ Rainy"
desert, tendrombohitra, toerana mangingina ... fa tsy ny Ray no nanatona azy.
Niryna>
samy manana ny heviny:roll::roll:!
ny an'i Piera akanjo maimbo trondron'ny mpanjono no nentiny..
ny an'i Maria akanjo fanaovana raharaha.
ny an i samoela ( fa tsy i salmola :lol:) akanjo mandry!
ny an'i moizy akanjona mpiandry ondry.
ny an'ilay jiolahy teo akaikin'i jesoa t@ nofantsihina. . . niboridana izy!
sy ny sisa
Tsy izaho no afaka manandra-tena manatona Azy fa Izy no nanety tena nanatona ahy sy nandondona tao am-baravarana
. tsy voatery hoe izy foana no manatona io fa ianao koa manatona azy ka.
ary voalaza fa tsy izy foana no nanantona fa ohatra izao i Mosesy izao nandeha nanatona azy tany an-tendrombohitra. (ao anaty baiboly izany an)
I jesoa nentin'ny fanahy nihataka tany amin'ny mangingina "hiresaka t@ Rainy"
desert, tendrombohitra, toerana mangingina ... fa tsy ny Ray no nanatona azy.
Niryna>
Inona no ho entiko manantona an'i Jehovah???
samy manana ny heviny:roll::roll:!
ny an'i Piera akanjo maimbo trondron'ny mpanjono no nentiny..
ny an'i Maria akanjo fanaovana raharaha.
ny an i samoela ( fa tsy i salmola :lol:) akanjo mandry!
ny an'i moizy akanjona mpiandry ondry.
ny an'ilay jiolahy teo akaikin'i jesoa t@ nofantsihina. . . niboridana izy!
sy ny sisa
pissoa:
- Rehefa mikata be i xxx1 mandeha mivavaka dia hoy izy hoe "Ka handeha hiasa aza mikata, ka rehefa hanatrika an'Andriamanitra ve no tsy hikata", fa rehefa manao akanjo "tsy fitenany" ary misy hevitra araka ny litorjiany i xxx2 dia hoy i xxx1 hoe "manao ny tenany ho mpanjaka".
17. ikaretsaka
(
02/05/2007 00:25)
cutie koa an> mikata = le mihaingo trop loatra:wink:
Mihira hono mivavaka indroa dia ity hira ity koa no hitako fa mahalaza ny rehetra
...Fantatrao Ray o izay nafeniko hatrizao
dia ny otako rehetra tao anaty foko tao
nosaronako naleviko tsy nisy mpahalala
fantatrao Ray o izay nafeniko hatrizao!
koa ity aho tonga fa miantso ahy ianao
izany fahotako izany no ateriko aminao....
Fantatrao ray o izay nataoko taminao
Endrikao tsy nojereko teninao tsy nohenoiko
sy ny fiainako laniako tsy araka ny sitrakao
fantatrao Ray o izay nataoko taminao.
koa ity aho tonga fa miantso ahy ianao
izany hadisoako izany no ifonako aminao
Fantatrao Ray o izay kasaiko mbola atao
Fanirina sesehena tsy mifantoka aminao
Ka mitrotro volohala sy mivimbina hakiviana
fantatrao ray o izay kasaiko mbola atao
koa ity aho tonga fa miantso ahy ianao
izany tebiteby izany no atosako aminao. . .
tsara ny hira masina gasy.. voalazany aby ny raha tiana ambara

18. cutie
(
02/05/2007 00:31)
ikaretsaka za ve nahalala e
teny avy aiza zany :roll:
hirao kely we io hira io ry ikaretsaka :-D
teny avy aiza zany :roll:
hirao kely we io hira io ry ikaretsaka :-D
19. ikaretsaka
(
02/05/2007 00:37)
Raha katolika na mpianatr'i frera, mompera, na masera, dia ataoko fa mahay an'io aby.
Cutie> mahay ndroky zao e
Cutie> mahay ndroky zao e