Ny herin'ny lehilahy eto antany...

1. pimaso ( 27/04/2007 08:48)
par exple : Sarkozy face à Segoulene
mbola hafa ihany isika ka!
lohany marina...
mpitondra fa tsy hoentina...
kapaina tsy hita fery...
fa tandremo fa ny vhv tsy maha lhl ?
Eva sy Adama
Miara mirona daholo @ zay :...
:-$
;-)
;-)
;-)
novalian'i Jeankely ny 15/05/2007 06:58
2. Zina ( 27/04/2007 17:29)
ny mampalahelo dia tsy hain'ny lhl mihitsy ny mampiasa io "lohany" io macho no dikan'ny amin-dry zareo .. nefa tena DISO be....(dommage!)
ny vavy natao ho compagnion fa tsy esclave..
ny revolte ny vavy hihihihi dia
Zany no mahatonga ny vavy mihezaka ny ho lohany.. ary asa raha fantatrareo fa betsaka mihitsy ny PDG vavy ankehitriny...
3. pimaso ( 02/05/2007 06:53)
Zina > marina ny teninao, tsara le manana vady intellectuelle satria izy no tena mahara maso ny zaza ao antrano : éducation, bonne manière, civique
fa kosa aza misambotra fitenenana ohatra @ KABARY, famangiana, ...sao lazain'ny olona akoho vavy maneno,
misy sehatra tsy azonareo dinganina izany e!
Miezaha ho lohany @ tsara : hendry tsara any ampiasana, ampiangonana, any @ grande surface dia manome voninahitra ny vadinareo nareo @ izay,
lasa présidente ny vehivavy Malagasy,
Misaotra e!
4. sympa ( 10/05/2007 15:02)
Ny herin'ny lehilahy eto antany :?::?::?::?: Mampieritreritra ihany kle :?:
Amiko aloa de natao hopitantana ny ao @ tokatra ny lhl ny voalohany de avy eo manapaka ny sosokevitra izay ataon'izy mivady ao :!: Ny mbola tsy mampitovy ny lhl si vhv anie de bdb eee :!::idea: fa ny iray ihany no omeko satria aleo ny sasany no hamaly azy, de ity ilay izy " mbola miafina ny vhv refa mankery fa tsy mety ander....... :-D:-D:-D:-D:-D eo imaso mbahoaka aloa le zvtr atao fa mahame.... :°):^):°):^) "
5. sympa ( 10/05/2007 15:13)

6. sympa ( 10/05/2007 15:48)

7. xxx ( 10/05/2007 16:42)
dé faly ery hono fa macho be iringiriny toy izao!!
Be ny zavatra tsy hainareo lehilahy fa aza manao an'izany rapimaso an!=))=))=))
8. sympa ( 10/05/2007 17:27)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
oka fotsiny re :!: ahahahahahahahahahahahahah :!:
9. sympa ( 10/05/2007 17:42)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
oka fotsiny re :!: ahahahahahahahahahahahahah :!:
10. naughtyboy ( 11/05/2007 13:21)
8Oaza adino ry zalah fa ra tsy nisy ny vhv nitondra antsika teto antany de tsy afaka niteny teto akory lisany:roll:
11. apache ( 14/05/2007 08:57)
Gravy be tokoa raha hoe tena tsy nisy vhv izany an, mba imaginer-o anie hoe tena vao teraka ialahy dia tany @ vodin'ny bainn-lisany no nivoaka ......:^):^) simba tanteraka!
12. Jeankely ( 15/05/2007 06:58)
I "apache" izany manao resaka bevohoka andamosina kano=)). Ny vehivavy no tena matanjaka ary raha jerena dia ny anti-bavy no betsaka satria milaza mahery ny lehilahy ary mamokovoko etsy aroa ary reraka sy manjavona aloha. Ny vehivavy nefa maka tsilemilemy ary tena maharitra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5558