Vehivavy

1. salmo1 ( 26/04/2007 20:26)
Raha tsy misy ianareo, tsy lehilahy izahay ^:^
;-)
novalian'i hajasoa ny 11/05/2007 17:44
2. xxx ( 26/04/2007 20:40)
fa tsy ho an'i salmo:arrow:
3. salmo1 ( 26/04/2007 20:43)
Zah efa manana ka, sady tsy natao ho ahy irery izy rehetra.
4. pissoa ( 26/04/2007 20:47)
mety mipitika ngah le mahalehilahy ? :roll::-D:-D:-D
5. xxx ( 26/04/2007 20:47)
na dia efa manana aza i salmo mbola misy mitsiriritra ihany8) sady mbola afaka momorona fitiavana @ olona hafa
6. rush ( 26/04/2007 21:22)
iza koa no mba hitsiriritra an'io?bandikely midegany io!fa tena izay angamba no manjoa an'io ry pissoa a!
7. simplex ( 26/04/2007 21:26)

fa i xxx kou tsy mahafoy an'i salmo mintsy an :)

pissoa:
mety mipitika ngah le mahalehilahy ? :roll::-D:-D:-D

tsy haiko fa
xxx:
na dia efa manana aza i salmo mbola misy mitsiriritra ihany8) sady mbola afaka momorona fitiavana @ olona hafa

matahotra mafy i xxx fa hipitika ny mahalehilahy an'i salmo :°)

kanefa
xxx:
fa tsy ho an'i salmo :arrow:
maniry mafy ny hipitian'ny mahalehilahy an'i salmo. Mety efa hitany :°):-P:-D:-D:-D

:b:b:b:b
8. simplex ( 26/04/2007 21:30)
rush:
fa tena izay angamba no manjoa an'io ry pissoa a!
sao d mba i rush le xxx voalou io? :-w

rush:
iza koa no mba hitsiriritra an'io?bandikely midegany io!
kay tena efa hitan'i rush ny an'salmo le :roll::°):-P:-D

9. pissoa ( 26/04/2007 21:41)
ka tsy o lasa masera v io salmo1 io raha nipitika ? :-D:-D:-D
10. simplex ( 26/04/2007 21:46)

enga anie mba ho lasa mopera kou i pach fa ra tsy izany d vita matavy :°):-D:-D
11. diamondra27 ( 27/04/2007 06:24)
raha tsy misy ny lhl de tsy nisy nanome sperme:oops::oops::oops:
12. karinah ( 27/04/2007 08:48)
raha tsy nisy ny vhv niteraka ny lhl de tsy nisy ny lhl:oops:, ..fa natao bb éprouvety:P:oops:
13. diamondra27 ( 27/04/2007 08:53)
ny lhl akia aloha vao ny vavy a!
adama aloha vao Eva

ary hitan'Atra fa tsy tsara raha irery ralhl de nalainy ny taolantehezany nanaovany vavy

fa avy eo ny vavy no nanome aina...

Faut tjrs chercher la racine an
afa tsy ze manaiky fa arajako no niaviany de zay ndray no tsy haiko

14. salmo1 ( 27/04/2007 09:57)
diamodra27:
ny lhl akia aloha vao ny vavy a!
adama aloha vao Eva

ary hitan'Atra fa tsy tsara raha irery ralhl de nalainy ny taolantehezany nanaovany vavy

fa avy eo ny vavy no nanome aina...
Efa hain'Andriamanitra mintsy zany fa tsy afaka mande rery ny lhl sasantsasany, fa mila namana vhv.

Mety tsy tiany ny mahita lhl sasany ho lasa PD angamba.

Fa izao: ny sientifika nilaza fa oe: Avy @ trondro no niandohantsika arakiny tantara.
;-)

15. simplex ( 27/04/2007 10:03)
salmo:
Fa izao: ny sientifika nilaza fa oe: Avy @ trondro no niandohantsika arakiny tantara.
misy tsonjo vaovao ony e eee, ;-)
16. karinah ( 27/04/2007 10:45)
;-);-):-D:-D;-)
17. dongadonga ( 27/04/2007 23:11)
[quote=diamondra27]
de raha tsy misy vavy de iza no hanomezana le ranon'aina:?::?:
18. dongadonga ( 27/04/2007 23:17)
:lol::lol::lol::lol::lol::lol:
19. hajasoa ( 11/05/2007 17:44)
zany ve no andaniana ny fotoana sy ny hevitra amiko dia hoe inona ny hevitra mba hanafoanana ny PD sy ny vavy samy vavy fa tena mandreraka ny saina ny mandinika azy.Efa nataonAnd(riamanitra vavy sqy lahy ny hiaraka dia hajaina izay. Izay no mba hevitro fa veloma daholo e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078