tsetratsetra tsy haritra

1. oldine ( 24/04/2007 11:27)
endre izany hafaliana mamaky ireo tononkira fandre tany an-tanindrazana.Sady amin'izay hira tsara daholo no ankamaroany.
Fabola betsaka no mbola tsy ao nefa tsara ihany koa.Ohatra:Toamasina an'i NY RAILOVY.
Dia ireo sary koa tokony manome ny sariny avy ireo mpanantalenta fa reharehan'ny any amin'ny tanana izany.Ohatra izao ny mpihiran'i MR Razafy dia tovovavy tsara tarehy iray fotsiny no hita nefa izaho mahalala fa maro izy ireo no ao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0755