mampirafy

1. xxx ( 24/04/2007 08:50)
raha mampirafy 3,mety hitovy ve ny fitiavana azy3
2. lancia ( 24/04/2007 09:14)
enao ve ao anatin'ireo telo ireo?
3. nathie86 ( 24/04/2007 09:18)
andramo
4. ifara ( 24/04/2007 09:46)
raha ao anatin'ireo ianao de mialà tao, aza manaiky hampirafesina zany
5. diamondra27 ( 24/04/2007 10:33)
xxx: matoa 3 be zao no iarahana de tsy mahafapo izany izy tsirairay fa mifameno

ny 1 oh be kitakita , de lasa makany @ 2° ny atoandro misakafo de any @ 3° no matory :-P:-P

Ny 1 oh mahia , ny 1 antonony, ny faha3 matavy = complet tsara ny menu du jour

raha za aloha no atao an'io ka tratrako dia miomana fa ataoko maivoka izy 2 ,grrrr

6. tsiafoi1 ( 24/04/2007 10:54)
Mampirafy = tsy afa-po amin'izay ananana, tia tena tsy mihevitra afa tsy ny fahafinaretan'ny tenany

Fianarana daholo ny zava-drehetra, maninona raha mifampitaiza sy mifampianatra. Izay tadiavin'ny iray avy dia takiana aminy fa izay no fahatsorana sy fitiavana
7. pimaso ( 24/04/2007 11:54)
xxx > ny antony mahatonga an'io @ ankapobeny dia eo @ ireo ankizy noterena nanambady , na koa bevohoka
ny tadiavina lava vaventy fotsifotsy ohatra;
ny eo antanana mahia fohifohy na koa botabe loatra
dia rehefa ela ny ela , sendra ny tiana @ zay dia manary akoho tamantrano;
na koa tsy dia nanambola le lhl taloha dia tsy tian'ny sipa, dia rehefa tafa @ zay dia tapa-kofehy;
na ny sipa koa mety tia van dam , kanefa noely kely no nisy na nanambola nanaovana mariazy dia tsy maharitra koa rehefa charmerndry tony jaa! aty aoriana,;
resaka daholo ihany anefa izany fa ny baolina dia ny @ tsirairay ihany,
na mahantra ianao, na tsara tarehy na tsia , na manambola be, rehefa te hiodina ianao tsy voafehy fa!
raha samy hiadaladala ihany dia ny fiarovana ataovy mafy;
hajao foana ny vady amanjanaka @ lafiny rehetra,
izay ambimbava sisa hanalana azy raha sanatria ka misy izany,
soa ny manandroa hoy rainindimby;
tsy araka ny manantelo hoy aho...
;-)
8. kelly13 ( 24/04/2007 13:04)
raha za aloha no atao an'io ka tratrako dia miomana fa ataoko maivoka izy 2 ,grrrr
ra za ndray tsy izy 2 no ataoko maivoka nefa fa le lhl
9. diamondra27 ( 24/04/2007 13:47)
kelly13: ka izy 2 no niaraka tao koa! tsy misy alaharo alaharo fa ny hita maso no porofo.

tsiafo1: ka ianao ange voafitaka tsy mahalala hoe: ho avy le zavatra dia ifampitazaina ahoana? Raha tena tiako le lhl de mety hoe: yeee fa raha dinihiko fa ça vaut pas le coup kosa ny miaritra marina raha hifampitaiza zany aho. voafitaka indray mandeha , de mbola ho fitahiny foana iny raha olona tsy matotra le olona sy manana pb sipa mitady vhv foana=vice
10. lapino ( 24/04/2007 14:17)
xxx:
raha mampirafy 3,mety hitovy ve ny fitiavana azy3
Raha samy tsy tiana daholo :°)
11. kelly13 ( 24/04/2007 14:24)
hay v ny tenenindry d oe le lhl sy vhv tratra e, nenà ny neritreretiko d le sipa 2 naka le lhl
12. kelly13 ( 24/04/2007 14:24)
ou plutot le lhl naka sipa 2
13. diamondra27 ( 24/04/2007 14:31)
kelly13: hiiii zany kosa efa tsy rariny klé
14. anjatinah ( 24/04/2007 14:54)
Ny 1 no tena izy fa ny 2 fanalana azy fotsiny ,misy tsy misaina mintsy oa ,maninona raha izay tena tiana iany no iarahana fa tsy manao an'izany,mba misaina eeeh!:x:x:x
15. lancia ( 24/04/2007 14:57)
anjatinah:

Ny 1 no tena izy fa ny 2 fanalana azy fotsiny ,misy tsy misaina mintsy oa ,maninona raha izay tena tiana iany no iarahana fa tsy manao an'izany,mba misaina eeeh!:x:x:x



marina io
16. scorpion ( 24/04/2007 15:01)
anjatinah> ka tsy fidiny ho an'ilay mampirafy kosa no be mpitia e! :-P

xxx> ny roa tiany be fa ny iray niarahany tsy nahy. Samy vitsika miouvr daholo kosa ve :P,
raha ohatra moa ka sipa ilay mampirafy telo dia misy foza izy izany
17. imendrikaja ( 24/04/2007 15:02)
scorpion:

anjatinah> ka tsy fidiny ho an'ilay mampirafy kosa no be mpitia e! :-P

xxx> ny roa tiany be fa ny iray niarahany tsy nahy. Samy vitsika miouvr daholo kosa ve :P,
raha ohatra moa ka sipa ilay mampirafy telo dia misy foza izy izany



inn le foza
18. xxx ( 24/04/2007 18:11)
imendrikaja: le foza sipa mangiidy lava mila eo fôna eo fôna tsa te iala :-D:-D
19. andrea ( 24/04/2007 21:48)
xxx:

raha mampirafy 3,mety hitovy ve ny fitiavana azy3



Asa ??? fanontaniana kondrana be ...
20. sitlo ( 25/04/2007 00:19)
fanontaniana kondrana be ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4156