"dynamisme"!

1. rakaroka ( 23/04/2007 18:21)
Ilaina koloina ny hisian'ny "dynamisme" @ tsi1/1:
Jereo anie fa ny olona "dynamique" foana no fidian'ny olona sns...sa ahoana?
Inn avy anefa ny fomba hikoloana izany na inn koa
ny tsy mampisy izany loatra?....:?:
novalian'i pimaso ny 25/04/2007 06:57
2. sitlo ( 23/04/2007 18:27)

[center][/center]

3. sitlo ( 23/04/2007 18:28)
akondro dinamika :-D
4. fasaly ( 23/04/2007 18:31)
ny fitsakoana siligaoma hono maha be memoire indrindra ho an'ny ankizy mbola mianatra.....
ny hikolokoloina azy dia atao betraka ny memoire....hampisy ny dinamisme:wink:
5. hery ( 23/04/2007 21:46)
Ny sport no hitako tena mahatonga ny équilibre eo amin'io resaka dynamisme io. Na ny olona malezolezo na ny olona hyper-actif rehefa ampidirina ao amin'ny fitsipiky ny sport dia mahita ny marimaritra iraisana.

tsy mora anefa ny manery ny ankizy hanao sport an... ilaina atao ho toa ny kilalaony ilay izy dia mandeha ho azy.
6. rakaroka ( 24/04/2007 05:28)
sitlo:

[center][/center]

:-D:-D:-D =))=))=))Hi:hi!hi, Ha!ha!ha!
"Mba mihetsiketse" hoy ny hira izay an!
Marina ny tenin'i Hery hoe mila manao sport, rahateo
nisy boky fanabeazana "comment éduquer les enfants",
ny bandy kely ohatra mila mi-déplore ny énérgie hananany izy ahafahany manana un bon développement
sy un bon équilibre pour plus tard hono.
Ny zavatra iray tiako tsipihina koa dia tokony
omena andraikitra miandalana dieny kely ny olona...
Tsy tolorana fotsiny koa tahaka ireo maro manana
"mpiasa an-trano" , dia avy eo ilay zaza tena tsy mahalala ny "tokony ataony intsony" fa lasa "intellectuel" BBBbbbe fotsiny!....:wink:

7. soanja ( 24/04/2007 05:41)
Fandinihana (amin'ny lalan'ny maso)observation, ny fahatsapana (using sensory integration), fasahiana trial and error, fanamafisana confirmation ary fihetsehana amin'ny lalan'ny taky iray no manome io fahavitrihana io (actions and responsibility). Ka na kamo tahaky ny inona aza ny olona iray rehefa mahatsapa ny atidohany fa ilainy ny manao ilay hetsika dia hihetsika izy. Raha tsy manao izany izy dia azo lazaina fa naman'ny "dondrona".

Marina io resakao io Rakaroka. Manomboka hatrany ambohoka dia efa atomboka io ka tsy mijanona mandrapiky ny maso ho amin'ny mandrakizay.:-*
8. booboo ( 24/04/2007 15:19)
hono ho'aho, inona ilay "dynamisme" resahinareo eto kay ? fitozoana ? filofosana ? fahavitrahana ? fahazotoana ? fahakingana ? sa inona ?

Aza tsiny fa misaina @ teny gasy ilay ati-dohako eeee :°)
9. rakaroka ( 24/04/2007 18:41)
booboo:

hono ho'aho, inona ilay "dynamisme" resahinareo eto kay ? fitozoana ? filofosana ? fahavitrahana ? fahazotoana ? fahakingana ? sa inona ?

Aza tsiny fa misaina @ teny gasy ilay ati-dohako eeee :°)

"taratra angovo?..."
ialan-tsiny aloha raha teny franc-tsa-hay no nilazako azy satria io no manome mahalaza ny tiako holazaina!...Ireo voatenin'i Booboo eto ambony tafiditra ao anatiny daholo? fa mila "extériorisé";
mila présence @ ilana izany ohatra:
aleo dia tsoriko:misy olona samihafa, ao anaty fotoana mitovy: misy mahavita zavatra folo avec éfficacité, misy na iray aza : mandalo foana ny fotoana;;; raha ohatra moa mbà lany @ méditation ny
zavatra tokony ataony na efa droit au repos satria avy nanao zavatra bbBBE dia ok!
10. rakaroka ( 24/04/2007 19:06)
Ity resaka resahiko ity,tsetsatsetsa tsy aritro mihitsy, ahatsiarovako renim-pianankaviana iray
nanafatra anay hoe: mba mahalalà ny tokony atao
any an-tranon'olona any satria nandeha vankasy aho
t@ izay. Fa ankehitriny izaho miresaka izao tsapako mihitsy hoe misy foto-pisaina sy fomba fiaina tokony "ovaina": tsy aty am-pivahiniana ihany anie no tokony ahatsapa ny tokony atao!:lol::lol:
Ny mahatsikaiky dia be ireny olona tsy nandray ravin-dena ireny no nikolay @ zavatra tsy to inn mba nataony:-D:-D:-D anefa tsy novozonana akory aza izy nanao izany fa mba "fahatsapa-tena passagère":-D:-D:
Tapaka ny tsinaiko nahita ilay "nièce-ko" nitsetra an-drainy nanasa vilia anefa izy aza tsy manao!:
tsy voataiza t@ izany. Dia misy "intellect" maaaaaaarrrrroooo koa tokony ahavita zavatra plus
fa miandrona any an-dohany sy hoeznti-maty angaha
ny "harena sarobidy" voaangony. Dia misy mpivavaka maaaro koa mety noho ny fijery limité zary toa sehatry ny reraka izany fiangonana manoloana ny tokony atrehina voasoratry ny soratra masina :wink:
11. soanja ( 25/04/2007 00:26)
rakaroka:

Resaka efa noresahinay tary amin'ny dinika manokana tokoa ity "Fanambadiana". Mahavariana ny olombelona ka, be tokoa io tsy mandray ravindena io. Saingy raha ohatra kosa hoe vita tsy mila mandray ravindena izy mandrapahafaty saingy mikaroka ny sainy manome izany vahaolana izany tsy handraisany ravindena dia tsy manahy.
Sarotra anefa ny hahatodiana amin'izay.
Mila miasa ny tanana vao afaka mahita fahazavana ny saina.

12. sitlo ( 25/04/2007 00:49)
Ny ahy indray ny hafaliana no hitako mitondra azy. Raha faly ianao manao zavatra dia mety be ilay izy. "Asa atao ankihira toa vita tsy natao". Fa raha tsy faly ianao, na ny penina eny an-tananana aza tadiavina hoe aiza no nametrahana azy.
Dia eo koa ilay miroaroa saina. Raha misy zavatra mahalasa ny sainao, (izay mety tsy tsapanao akory), dia lasa tsy mety ho azy ny ataonao.
Izay no hitako amin'ireny olona manina ireny, dia toa lasa dadanovana izany.
13. rakaroka ( 25/04/2007 05:49)
Misy marina aloha ny tenin'i Stilo hoe faly sy hoe tsy tokony hisy zavatra hafa hanembatsembana @ atrika izay atao (cf loi d'honnèteté d'ésprit" hitako tany @ sehatra hafa. Fa ny hafaliana tsy manakana ny "fanadinoana ka!": 'za miara-miaina @ olona "Faly lava mihitsy", ary lesona mihitsy no omeny ahy hoe "offre ta joie!" , tsy tsapany fa ny sourcen'ny "endriko matroka" anie ka avy @ tsy fahatsapa-tenany @ zavatra maro!ary tsy misy sarotra tahaka ny miteny olon-dehibe... :roll::roll:Ouf!
Maro koa ny namana "intellect" fa rizareo faly mirevy dans leur "coin": nisy ny nanadino tanteraka ireo nifoifoy volo nahatafitany: oui faly sy milona @ hafaliana, migalabona @ "dolce vita aza"aza izy tsy am- piheverana intsony ny hasahiranan'ny hafa nampita azy aza!".
Tahaky ny manao "moraly" Be aho , ysaroako ny kalon'i Dox hoe;
"Nanaovan-dalana isika ka tsy maintsy hanao lalana
Nananganana tanàna ka tsy ahazo ialangalana...".
Eny e! fa tsy @ izay sens izy ihany no hieritreretako
ity dynamisme ity fa tahaka ny "sens" maximisation ny resaka finoana mihitsy surtout, tahaka ny hoe défitn'izay mba tokony ho vitan'ny tena: tahaka ny hoe "ady tsaran'ny "FINOANA":lol::cry:
14. pimaso ( 25/04/2007 06:57)
;-);-);-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1798