tononkira toamasina (tiana)
1. tatido
(
19/04/2007 13:39)
Afaka mahazo ny tonokiran'ilay hira hoe Toamasina (Tiana) ve azafady? misaotra mialoha
2. lanto
(
19/04/2007 19:21)
http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=4379 :)
3. Fiffi
(
19/04/2007 19:26)
Lanto: humm.....ary zah ve no tsy mahay mijery ? fa tena nijery tao zah fa tsy nahita.....
4. tatido
(
26/04/2007 17:19)
Misaotra betsaka ani Lanto aho fa voaray ny tononkira Toamasina izay notadiaviko.Mandrapihaona o!
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0758