Rideau
1. xxx
(
18/04/2007 18:21)
Manahoana,
tsy dia misy resaka couture ato @ resabehivavy nefa tsy maninona fa anontaniako ihany sao mba misy afaka manoro :
- ilay fametahana oeillet @ rideau, raha manifinify ilay rideau dia inona no zavatra atao amin'ilay sisiny ambony iny hampihenjana ilay lamba satria ho asiana oeillet ilay izy avy eo? sa ve tsy mila fa aforitra tsotra fotsiny?
Ahoana no fametaha oeillet?
Merci d'avance !

novalian'i Fiffi ny 26/04/2007 20:55
2. fasaly
(
18/04/2007 18:45)
xxx: fa aiza klou i xxx e!
raha mandeha mpivarotra momba ny rideau ireny dia misy anlay otran'ny ruban matevina sady tonga de manao fronce ilay izy raha voazaitra am rideau etsy ambony iny zany hoe sady mamoritra ilay etsy ambony enao no mametaka anlay izy fa tsy haiko ny anarany
fa toundé kopy ny mpivarotra rideau raha anontanianao sy azavainao azy izany, raha aty andafy an! fa ny any madà tsy haiko ka! mino aho fa efa misy kosa e!
zà tia manjaitra mantsy ary amtetika zà no manjaitra ny redau ko de haiko ny kojakoja ilaina:wink:

3. melody
(
18/04/2007 19:52)
http://www.bhv.fr/index?id=296
dia ity koa misy simple
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img169.imageshack.us/img169/2514/eyletsforcurtainsgq6.jpg[/IMG][/URL]

5. sakaizakely
(
19/04/2007 11:01)
ary maninona raha mividy doublure thermocollant ?
aza mividy le am sachet kely ireny fa mankanesa any @ bouchara na mpivarodamba ireny, misy en mètre. Pasohana fotsiny de mikôly tsara.
Ny ahy klou tsy nataoko oeillets ny voilages fa ruffletes araky ny nolazainy fasaly io satria tsy manana le pince fametahana oeillet

6. Fiffi
(
21/04/2007 07:04)
ka efa misy ange ry zavavy le "pince" eh ! tsy mila na inn na inn io fa pincéna de zay ! sady décoratif manja an !