sarah connor

1. nikopol ( 17/04/2007 21:02)
Mitady an'i Sarah Connor nianatra tao amin'i Maria Manjaka.

Raha misy mahita na mahafantatra azy dia misaotra dieny mialoha.
novalian'i karinah ny 29/04/2007 17:03
2. Fiffi ( 17/04/2007 21:16)
ity aloha misy mitovy anarana....
http://www.sarahconnor.com/
3. fasaly ( 17/04/2007 21:27)
:-D:-D:-D:-Dsao de efa mi fantasma an'i sarah connor kocha ary niko:^):^) zà kouk lou mirevy ani'ny e!:-P
4. karinah ( 17/04/2007 23:06)
nikopol> Sarah terminator ny misy:lol::lol::lol::wink:
5. Fiffi ( 18/04/2007 14:15)
be resaka fotsiny koh niko zany an ! :wink::-D:-D:-D
6. dadie ( 18/04/2007 15:23)
:-D:-D:-D
7. kelly13 ( 18/04/2007 16:10)
:-D:-D
8. fanilo ( 18/04/2007 16:24)
milay tiko sarah conor
9. karinah ( 18/04/2007 16:38)
=D=D=D hasta la vista baby!!:wink:
10. nathie86 ( 19/04/2007 07:50)
nikopol io ndray njy an:-D:-D:-D
11. Fiffi ( 20/04/2007 07:19)
:-D:-D
12. Stretch ( 20/04/2007 18:01)
Efa nanambady sy niteraka hono izy araka ny vavaony farany , ra mitady azy hono niko de alefaso aty amiko ny hafatra fa voarainy , nampitondra sary ihany anefa izy ho an'i niko :-P

13. karinah ( 23/04/2007 08:52)
:-D:-D:-D:-D
14. fasaly ( 23/04/2007 18:34)
efa hita ve i sarah conar???????:wink:
15. karinah ( 28/04/2007 16:58)
sarah conaks koh:-D:-D
16. xxx ( 28/04/2007 17:43)
mirediredy sisa no mba ataon'i rakarinah!
17. karinah ( 28/04/2007 19:21)
ojyyyyy; tsy zay tadiavina tadiavina,:-@
18. karinah ( 28/04/2007 19:28)
Stretch:

Efa nanambady sy niteraka hono izy araka ny vavaony farany , ra mitady azy hono niko de alefaso aty amiko ny hafatra fa voarainy , nampitondra sary ihany anefa izy ho an'i niko :-P



niko> io aloha ny misy :-P
:P hita ve lay olona e????:wink:

19. xxx ( 28/04/2007 21:06)
karinah:
ojyyyyy; tsy zay tadiavina tadiavina,:-@
ka rakarinah lozany manjono ato totonin'andro e!


20. karinah ( 29/04/2007 17:03)
:-w:-w:-w:-D:-P:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2181