ny hevitrao raha ny cousin sy cousine no miaraka

1. imalala ( 17/04/2007 13:49)
Raha ianao no mijery de mety ve raha miaraka ny cousin sy cousine
2. lancia ( 17/04/2007 13:59)
:D:Dmampime be,
3. kally ( 17/04/2007 14:12)
Ny mpifanolo-bodirindrina eo betsaka iarahana raha tsy te haka lavitra fa aza manakaiky loatra e!:lol::lol:
4. Aino ( 17/04/2007 14:14)
raha aminko tsy mety!!
5. Samoana ( 17/04/2007 14:21)
kally:

Ny mpifanolo-bodirindrina eo betsaka iarahana raha tsy te haka lavitra fa aza manakaiky loatra e!:lol::lol:



raha bandy be daholo ny mpifanolo-bodirindrina de aleo ihany miafy cousin cousine:-D

6. ifara ( 17/04/2007 14:22)
le cousine no tô nandra
7. salmo1 ( 17/04/2007 14:29)
zany ve de ety, tsy ho sampona ve ny zanakareo kle :roll:

-voalohany, marikoriko.
-faharoa, ratsy eo @ fiara-monina.
-Fahatelo, tsy mety zany sady mahafady... @ sasany ohatra: ireo silamo moa de finoana zany aminy ^:^

-Amiko aloha tena tiako be ny cousine rehetra, indrindra fa ilay kely indrindra, hataoko :* satry havako.
8. imendrikaja ( 17/04/2007 14:30)
:Drehefa tsy mahita, tsy aleo ve mananotena, hihihi
9. salmo1 ( 17/04/2007 14:36)
@ manaraka +2100 taona: i maman sy zanaka lahy na i dada sy zanaka vavy raha izany kle :-D=))


10. lancia ( 17/04/2007 14:42)
efa misy mitapy mitry wa
11. kally ( 17/04/2007 15:51)
Samoana:





raha bandy be daholo ny mpifanolo-bodirindrina de aleo ihany miafy cousin cousine:-D




Sssh!bandy be dia be ireo ve dia tsy hahita vehivavy ho entina dia ilay nentiny alaina raha tsy mahita e!:-D

12. pissoa ( 17/04/2007 16:04)
ifara:

le cousine no tô nandra

andray ! fa maninn no le cousine no nandra fa tsy le cousin ? :-D:-D:-D
13. tafita ( 17/04/2007 17:10)
tsy hitanareo ve ilay Anglisy roa mpianadahy tena mpiray tampo nivady ireny ary efatra ny zanany , Mety angé le izy fa misy voka-dratsiny be dia be satria ny zanaka 2 amin'le 4 de sampona daholo ,
raharaha be an
14. Fiffi ( 17/04/2007 17:16)
pissoa:
andray ! fa maninn no le cousine no nandra fa tsy le cousin ? :-D:-D:-D
humm.....satria misy raha ao...:-D:-D:-D:-D


15. xxx ( 17/04/2007 17:51)
za zao miaraka am cousin ako d maninona? mifankatia izahay tam za tany dago d nankaty za mifanoratra mail isan'andro zay sns ...tsy itako ny blem amizany ,mba manao aventure e
16. lemenakely ( 17/04/2007 18:58)
amiko tsy maninona REFA MAHATANTY NY VOKANY !
17. xxx ( 17/04/2007 19:09)
ilay izy kosa aloha tsy misy manakana fa rehefa zay ny tinareo d ataovy e! rehefa sampona ny zaza d ataovy we ilay nahiko zay fotsiny , ary mba efa mafy koa v lay mahita bandy sy sipa fa d zay sisa no hevitra hita , ary rariny koa aloha raha tsy mahita satria raha misy tady hikoty ka mahita anizany aloha d hitsoka fa mpandoza! , soa ihany fa tsy havako fa wen b , manana havana tahakizany , manimba passeport b!
gagab
18. Fiffi ( 17/04/2007 19:15)
heu.....ka io le hoe lova tsy mifindra.....
19. pissoa ( 17/04/2007 19:52)
Fiffi : misy inn ? :-D:-D:-D
20. lancia ( 17/04/2007 20:20)
xxx:

za zao miaraka am cousin ako d maninona? mifankatia izahay tam za tany dago d nankaty za mifanoratra mail isan'andro zay sns ...tsy itako ny blem amizany ,mba manao aventure e



ianao kosa ve de tena tsy mieritreritra we mifototra kosa e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0799