embona sy hanina
1. valerio
(
15/04/2007 12:00)
mpankafia tsy misy fepetra an'ny tarika Mahaleo, mangataka ny tononkira embona sy hanina ( Dadah)
Misaotra betsaka
2. Fiffi
(
15/04/2007 20:00)
hummm...mba tsidio hiany ny tononkira eh ! de ity ny tonony de ity koh ny vidéo.....
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=98
http://1024.preprod.dailymotion.com/Charlesramaroson/video/x1oyq6_embonasurscene
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0392