Fitaizana vatana

1. tynah ( 14/04/2007 20:34)
Samala daoly an! raha te hitaiza vatana d inona no tokony hatao fa zah mitady hatavy? refa mihazakazaka zah d henoko mavesatra b ao aorianako ao. Misaotra mialoha anareo.:-*
novalian'i nathie86 ny 19/04/2007 08:08
2. ikalapeta ( 14/04/2007 21:11)
fanatanjahan-tena ihany ny fitaizana vatana mahomby ndrindra Tynah , de arahina sakafo ara-dalana, tsy misy graisse be loatra koa..
3. ikalapeta ( 14/04/2007 21:12)
raha hisafidy fanatanjahan-tena de ny lomano sport complet, miasa dol ny vatana retraretra, sady mampatsara forme kou, raha hilaina!
4. simplex ( 14/04/2007 22:09)

Samala tynah,

normal ary tsy manin mintsy ra ny aoriana no mavesatra k :roll: @ zay enao mba afaka miteny hoe tsy zakanao ah :°)

za momba an'le lomano, sady detente tsara, manala stress be ;-) footing kou milay be sady mahafaka alahelo be :°)

raha collectif ndray no tianao d ping, na tennis na basket... ze atao mety doly e :-*
5. fasaly ( 15/04/2007 08:00)
tynah:

Samala daoly an! raha te hitaiza vatana d inona no tokony hatao fa zah mitady hatavy? refa mihazakazaka zah d henoko mavesatra b ao aorianako ao. Misaotra mialoha anareo.:-*


:-D:-D:-D:-D ary tena misy points itovizana mitsy tsika alou hatramzao an! zà tsary mahavoa an'io miazakazaka io fa mavesatra be ny derrière:?:x:-D:-Dary tena mi brule mitsy:-P
euhhhh! refa fanatanjahatena amiko mitaiza vatana dool fa miakina amin'ny izay mapety anao ihany.....
fa ny tiko marihina kely hatavy foana ianao raha tsy mi kontrôle ny sakafo ho haninao eny na dia manao sport az!:-P tsy misy dikany ny manao sport raha frittes isan'anjo sy mcdo no sakafo hanina ary zavatra be kaloria:-*


6. vale ( 15/04/2007 16:53)
ye, ty simplex ty an, hihihihi..
Tynah> mandreraka be le mihazakazaka, fa misafidiana zay mety aminjy marina, de zay:wink:
simplex> le eo aloha ny tena loza @ iny raha mavesatra fa le aty aoriana mba azoazo ihany,hihi!:oops:
7. fasaly ( 15/04/2007 17:05)
ny eo aloha aiza aky zany ry vale?????:roll:
8. sitlo ( 15/04/2007 17:44)
tynah:
refa mihazakazaka zah d henoko mavesatra b ao aorianako ao.


zany zany semi-remorque an :-D
9. vale ( 15/04/2007 17:58)
fasaly:

ny eo aloha aiza aky zany ry vale?????:roll:
:-D:-D fasaly, le tendrombohatra anankiroa:lol: :P:wink:


10. fasaly ( 15/04/2007 19:29)
hihihi! iny kou klou miotsakotsana matsriravina e!:-D:-D:-D:-D
11. nathie86 ( 19/04/2007 08:08)
simplex:


Samala tynah,
raha collectif ndray no tianao d ping, na tennis na basket... ze atao mety doly e :-*



ay ve mo:roll:

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2979