mampiaraka ny vadiko (kay homo)
1. xxx
(
13/04/2007 14:00)
efa 20 ANS zahay no nivady ny ankizy efa lehibe ihany, tsikaritray fa niova fihetsika fona rangahy, t@ voalohany heverinay fa marary, taty aorindrina otran'ny tsikaritray hoe miaraka @ tovovavy vazà mpiara miasa aminy, hay ny tena marina ty tovovavy namany fa ny tena miaraka @ de bandy mpiaramiasa aminy, ny tena olana izy tian-janany rainy moa nefa eo @ societé manahirana.izy anefa efa nanangan-jaza niaraka t@le bandy ary io zaza io miantso azy pàpà.
Marihiko fa efa norohasinay tsy mipetraka ato intsony izy nefa ny ankizy de mankany ihany fa malahelo ny dadany,efa lehibe le ankizy ka tsy hita zay hanakanana azy reo

novalian'i xxx ny 18/04/2008 11:06
3. simplex
(
13/04/2007 21:00)
Fika fataon'ny vevavy le mamonjy manao semblant-na miaraka @ bandy hafa, refa mijery gauche droite ny sipany. Mba hoe hanaovana azy jaloux zany ony e.
Mety handaitra ve ra toa ka mamonjy manao lesbo kou enao :°):P
4. simplex
(
13/04/2007 21:07)
ity vao tena izy an, ;-)
Ataoko fa efa lehibe ny ankizy, lehilahy lehibe kou ny rainy nitondra ny fiainany tahaka izany, fahendrena ny mamela ireo zaza ireo hijery ny rainy. Tsy misy faute-nao izany rehetra izany, enao aza ngamba no mety hoe karazana victime kely. Akory atao fa izany no fiainana. Ireo zaza ireo kou, zanany foana na faran'ze ol tsisy ilavana azy aza izy. Ary lehibe ny ankizy, aleo ho azy ihany kou ny fomba hitondrany ny fiainany. Enao en tant q Reny, manoro fotsiny hoe izao ny option, ra zao d mety ho otr'zao araky ny fahalalanao. D anjarany ny mijery.
D zao kou, efa lehibe ihany ankizy, ndana @ zay mba manao fiainana. Enjoy yourself ;-)
fa aza manao lesbo an :°)

5. sipagasy
(
14/04/2007 08:26)
hoy i simplex "fa aza manao lesbo an" mmhhhhh fa ngaha moa izany fady sa misy olana??? hihihihi:-*
6. sakaizakely
(
14/04/2007 08:34)
ahoana ko zany adin'ny vadinao zany klé ? Omeo an'i pimaso ny mail hi dresser-n'i pimaso azy, de ampidiriny mopera avy eo.
8-)8-)
8-)8-)
9. xxx
(
14/04/2007 15:28)
maerez fa efa lany ny fitiavanareo izany,ny tenanano karakaraina ataovy metimety sy soa,courage:-*
10. lancia
(
17/04/2007 14:04)
Aza miraharaha ny fiainany any tsony fa manaova metimety be de finaritra ianao mijery ny tenanao de ampy ho anao izay, courage
11. bozylove
(
17/04/2007 15:35)
xxx:
[size=13px]Lohateny : mampiaraka ny vadiko (kay homo)
efa 20 ANS zahay no nivady ny ankizy efa lehibe ihany, tsikaritray fa niova fihetsika fona rangahy, t@ voalohany heverinay fa marary, taty aorindrina otran'ny tsikaritray hoe miaraka @ tovovavy vazà mpiara miasa aminy, hay ny tena marina ty tovovavy namany fa ny tena miaraka @ de bandy mpiaramiasa aminy, ny tena olana izy tian-janany rainy moa nefa eo @ societé manahirana.izy anefa efa nanangan-jaza niaraka t@le bandy ary io zaza io miantso azy pàpà.
Marihiko fa efa norohasinay tsy mipetraka ato intsony izy nefa ny ankizy de mankany ihany fa malahelo ny dadany,efa lehibe le ankizy ka tsy hita zay hanakanana azy reo[/size]
[size=13px] iza no tena homosexuel :roll: :roll: :?::?: :-)[/size]
nefa eto miteny fa madama manambady :?: :?: ary mety homosexuel ny vadiny
[size=13px]XXX miteny fa niaraka @ sipa sy milaza fa bande :roll: :?: ato ny dinika ato jereo 8O [/size]
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m4621433b395e4#m4623c5bc31d25
12. xxx
(
19/04/2007 10:11)
ary ty love love ty tsy misy atao afatsy ny mitsikera oul fotsiny no ataony ato ,MANKALEO,refa tsy té andray anjara @ dinika dé aza miditra ,misaotra tompoko:twisted::twisted:
13. xxx
(
19/04/2007 10:59)
tena mampiseho hoe antitra ve sa ahoana ry bozy an!
lache la prise e! avelao fa lasa resaka lava be ! tsy ny olona tsy tia anao fa olona hafa ary avelao fa tsy lasa lavitra hoa!!!

14. tsiafoi1
(
20/04/2007 13:27)
Zany hoe niova taranja lasa homosexuel zany le vadinao raha azoko tsara ny resaka eto??
Ireny madame tsisy fanafana, izany no nahatonga an'Andriamanitra nandoro an'i Sodoma sy Gomora. Mbola hiova h@'ny feony sy ny fitafiny, sy ny fihetsiny fa dia manoro hevitra anao za mba hivavaka mafy ho an'ireo zanakao izay mifanerasera aminy. Dia apetraho mandrakariva @'Andriamanitra ny fiainanao sy ny zanakao.

15. lanissa
(
20/04/2007 14:27)
ny zanakao marina no anaro mafy fa haka tahaka ny ataondrainy eo ny afarany
mahakamo ko ny mieritreritra an' zany lahy antitra môla zany!
avelao any izy ry xxx de mivavaha mafy mba hande tsara ny fiainanao de ny tena karakaraina de ny hoavin' ny ankizy jerena fa aza miasa saina @ zany ol môla zany ianao.

16. xxx
(
18/04/2008 11:06)
xxx:
efa 20 ANS zahay no nivady ny ankizy efa lehibe ihany, tsikaritray fa niova fihetsika fona rangahy, t@ voalohany heverinay fa marary, taty aorindrina otran'ny tsikaritray hoe miaraka @ tovovavy vazà mpiara miasa aminy, hay ny tena marina ty tovovavy namany fa ny tena miaraka @ de bandy mpiaramiasa aminy, ny tena olana izy tian-janany rainy moa nefa eo @ societé manahirana.izy anefa efa nanangan-jaza niaraka t@le bandy ary io zaza io miantso azy pàpà.
Marihiko fa efa norohasinay tsy mipetraka ato intsony izy nefa ny ankizy de mankany ihany fa malahelo ny dadany,efa lehibe le ankizy ka tsy hita zay hanakanana azy reo
MAHAIZA MIONONA E!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D