Ahoana ozy nareo ra zakako le sipa ao @ tarika Tif a Tif ?

1. salmo1 ( 10/04/2007 19:22)
- Chicas malas

- Lolita Malgre Moi

- Mean Girls

- Tif a Tif ( @ teny gasy:°) )

http://www.dailymotion.com/relevance/search/tif%2Ba%2Btif/video/x1ccbl_tomany-ny-androany

novalian'i randria2 ny 17/04/2007 21:25
2. fasaly ( 10/04/2007 19:23)
tena obsedé am vevavy mitsy toi an!:x:-D:-D:-D:-D:-D
3. salmo1 ( 10/04/2007 19:31)
fasaly: tsy mety anga:?:
4. fasaly ( 10/04/2007 19:32)
8)8)8)8)sao ho fanina no hatahorana kou:-P
5. salmo1 ( 10/04/2007 19:36)
de tsy hietsika zany zah:? :?:
6. sakaizakely ( 10/04/2007 19:43)
tsisy plasy afatsy ho an'ny joba ve anaty karandoha kelin'i salmola ?

Ary mba inn wà no tanjonao eo @ fiainana ? manao ahoana ny any ampianarana ? Gidra foana ve, toa tsy asianao resaka mits manko kou 8-)

eto de lany andro @ resake... sy mi tchat msn dia inn angaha no fotoana sisa mba hianarana @ zany. Sa ve hameno laharan'ny tsy aninn tsy aninn ? :^)
7. fasaly ( 10/04/2007 19:45)
salmo: mihestika lotra de manjary fanina:-D
8. pissoa ( 10/04/2007 19:51)
salmo1:
Ahoana ozy nareo ra zakako le sipa ao @ arika Tif a Tif ?

kotio kalou de refa zaka de teneno eto de hitako eo ze tenenina :-D:-D:-D
9. salmo1 ( 10/04/2007 19:57)
sakaizakely:
tsisy plasy afatsy ho an'ny joba ve anaty karandoha kelin'i salmola ?
ie! satry mahafinaritra ny manao joba.
10. sakaizakely ( 10/04/2007 19:59)
tsy aninn tsy aninn marina ity fa sômera longue durée no fiafarany
11. paris10 ( 10/04/2007 20:01)
afaka manonofy daolo kosa e!fantasme ange gratos e!vazi2 fa kotio salmo1 a!d mahazoa kanjo!
12. salmo1 ( 10/04/2007 20:12)
sakaizakely: de inona kou no manaraka:?:
13. ratonga ( 10/04/2007 23:55)
sakaizakely: aza mora tezitrénao fa mbà mandrevirevy kosa ny bowaikely é!!:-D:-D
14. fasaly ( 11/04/2007 05:57)
:-D
15. tywa68 ( 11/04/2007 06:51)
salmo1 : rehefa zakanao d miandry ny tohiny zahay (tantarao anay hoe tena manja ve ?):wink:
16. kelly13 ( 11/04/2007 06:53)
b fantasme marina le bandy kely ka, hahaha! :°):-D:-D
17. salmo1 ( 11/04/2007 07:24)
Mavesatra be kle^:^:°)

Sarotra anie zany mikôtikôty artista zany e^:^8-)
18. fasaly ( 11/04/2007 11:04)
harary fo amzany enao ra salmo raha i tiftif no ho sipanao kozé e! aleo ihany ry pach na aino no alaina e!:wink::-D na i andoarisoa:^):-D
19. xxx ( 11/04/2007 11:26)
fasaly:
aleo ihany ry pach na aino no alaina e! na i andoarisoa
Ary hatao aôna ny @ jojika ?
20. booboo ( 11/04/2007 11:45)
Salmo1 > izy 4 reo ve no ndray ho zakan'ingahy ? :-D:-D:-D:-D:-D...mavesabesatra ihany raha zany a :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1003