Mibaribary loatra ny hala-bato

1. rabaradaka ( 10/04/2007 07:35)
Tena tsy miafina intsony kosa nama ry zareo mpisolelaka sy mpomba an-dRavalo mangala-bato a ! Aiza ve nama dia zara raha nisy nifidy tany SAVA sy DIANA nefa dia mbola ambony be ny taux de participation, ary raha jerena ny vokatra dia mitarika lavitra ny ENY. Raha ny vokatra manakaiky ny marina dia 48,89 à 50.79% no azon'ny ENY. Mba tonga saina amin'izay e
2. naritsimba ( 10/04/2007 11:04)
Aleo andeha @ zao fa ny zay mahazaka izay mitondrasy fay eo e, zà tsy tia ra8 fa saingy aleo aloha ataony mahatsiaro saina ireo mpitia azy e, raha tsy voa tsy fay mantsy.
3. pimaso ( 11/04/2007 07:46)
Mba ataony 20.000 Fmg fotsiny anie ny menaka 01litre e!
dia ny vary 25.000 Fmg ny 01 kg
ny hena 50.000 Fmg ny kg
Faly aho! tena faly aho! @ fahantran'ny Malagasy
saika hadino ny frais taxibe : 2500 fmg fotsiny
Tianao va ny hampandroso an'i Madagasikara?
Anosy Anareo!
4. rabaradaka ( 11/04/2007 08:15)
Tsy hoe tsy fitiavana an-dRavalo indray fa ny honneteté an-dRavalo no manimba ny saim-bahoaka ary mibaribary loatra e ! Ohatra ity : nandresy ny Tsia tany Ambovombe, nefa dia ny ENY no mitarika. Aleo ho hita eo fa ho rava tsy ho ela ity Ravao ity
5. nanas ( 11/04/2007 17:35)
manomboka krizy ny kil fa tokony ho mailo ihany Ravalo, dia mety hoatran ny 2002 reny koa angamba ny hanasorana azy teo, circle vicieux e!
6. kally ( 12/04/2007 05:43)
Io anie efa talohan'ny fifidianana no nisalasala ny olona saingy ireo mba kandidà nifanandrina taminy koa toa tsy nisy noraisina be ihany.
Fa ity fitsapan-kevi-bahoaka farany ity aloha dia tian-kano tsy tian-kano izany no fandraisako azy e!
7. fijo ( 12/04/2007 21:43)
izay mihintsy no tsy nankatoavako azy ry kally an
8. nathie86 ( 13/04/2007 09:29)
ra nandinika ianareo mbola tsy nisy "tsia" nandresy zany ary mazava B io. Iza ary no tianareo hitondra eh:?: G tonga eo toa tsita B ihany mitovy daolo iany eh. Ny itako indray ary de I Ra8 mba naavita zvt Betsaka iany % @ireo teo aloha
9. madera2 ( 13/04/2007 19:24)
tsy nazava t@ vhoaka tambanivolo ny fifidianana iny , ary maro koa fitaka sy fampatahorana nataonireo mpomba ny eny ka eny foana no nasaina nofidina nefa tsy fantatra akory , ka mazava loatra raha eny no lany, tsy aradrariny ny fandresen' ny ENY fa tsindry hazo lena , fanaraotana ny fahantran' malagasy" l'idée du plus fort est toujours la meilleure" @ zao andro mazava be zao
10. Herimamy ( 14/04/2007 08:34)
Ka tsy ho afaka mihitsy koa ange ny ahiahy tsy ihavanana raha mbola ireo eo izao ireo no mba mpanao politikantsika e!
Tsy ampy koa ny fanentanana ny "tsia" de eo koa ny niveau d'instruction n'ny olom-pirenena malagasy, mbola + de 40% ny olondebe tsy mahay mamaky teny de inona moa no lalam-panorenana hataony eny na tsia eo, ankoatra izay,misy délégué de vote isaky ny bureau aza misy mangala-bato ihany koa mainka fa tsisy délégué "tsia", ataoko fa raha tena democrate ny mpitondra de tokony niantoka ny délégué "tsia" koa izy.
Isika moa tany andalam-"pandrosoana" e
Aleo hanao fa tsy misy mahasakana ny vahoaka rehefa leo izy e!
11. wooda ( 14/04/2007 19:51)
hevitra iray ity:
iza no mahasaha hisolo azy eo? manaraka ny hevitry nathie86 ihany aho satria izay tonga eo dia "hypocrite" daolo!
Raha le fifidianana teo aloha de tsy asiana resaka lava firy fa iny hita iny ny vokany!
"Ambava homana am-po mieritreritra"






12. nathie86 ( 16/04/2007 07:53)
iny constitution iny aloha mba efa niezaka iany ny fitondrana nanazava azy fa ny olona no efa leo de tsy mihaino intsony nef avy mimenomenona daolo in ary zan??? t@ andron'i Didier ary tadidiko zareo niteny hoe ra tianareo hitondra Izaho di fidio ny ENY zay no novohizina. D ra tsia nef no lany de in no niova eh:?::?:
13. rabaradaka ( 16/04/2007 14:01)
Toa marina ihany ny tenin'ny Kardinaly zokibe Razanakolona fa lanainai foana i dadatoa Ravalo. Tsy hateza ity Ravalo ity raha izao. Jereo fa lasa nitsoaka any andafy indray lery fa matahotra hono.
14. fijo ( 18/04/2007 23:11)
niteny ve izy hoe "matahotra"????sao dia tsaho ity kle
15. rabaradaka ( 19/04/2007 06:23)
Efa nisy Tsia nandresy teto Gasikara tamin'ny 1958
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1083