Ny fahafatesan'i Jesosy Kristy
1. xxx
(
07/04/2007 08:09)
Ny mba tena mahalasa ny eritreritra dia hoe tena maty ny zoma dia nifoa alahady marina ve i Kristy , fa raha nanisa aho toa tsy mahafeno 3 andro sy 3 alina akory io , ka ndeha hiara-mikaroka mba hitomboan'ny fahalalana e!
novalian'i raval ny 23/04/2007 13:53
2. hery
(
07/04/2007 09:12)
Io indray ilay mifikitra @ details :-)
Raha vao mifikitra amin'ny détails historiques ianao dia tsy mahita valin'ny détails spirituels... satria ny baiboly averiko indray dia tsy tantara roman.
Andramo vakiana tsirairay mitokana anie fa samihafa mihitsy ny filazan'ireo filazantsara telo momba ny nahafatesana sy ny nitsanganan'i Jesoa e? Tsy mifikitra amin'ny chronologie izany isika eo fa mifikitra amin'ny votoatiny. Nitsangana tamin'ny maty i Jesoa tamin'ny andro fahatelo. Tsy hanisa hoe telo andro telo alina, sa 72 heures, sa andro telo sns. Indrindra moa fa ny isa hoe Telo dia midika zavatra lehibe eo amin'Andriamanitra.

3. piste
(
07/04/2007 18:09)
Satria hafa mihitsy ny fomba fanisana andro jiosy t@ fotoanan'i Jesoa. Ny azy manomboka @ 6 Ora hariva no miova ny andro. Ohatra @ 6 Ora harivan'ny Zoma dia efa heverina ho Sabotsy sahady. Sady izay koa no nampikoropaka an'ireo miaramila hamono haingana ireo voafantsika niaraka t@ i Jesoa satria afaka ora vitsy dia ho tonga sahady ny Sabata, izany hoe @ 6 ora hariva. Tsy avela hisy faty miantona mantsy araky ny fomba ny andro Sabata.
Koa raha maty Zoma tokony t@ telo hariva izy dia efa anatiny andro voalohany izany ny Zoma na dia adiny 3 fotsiny sisa. Miampy sabotsy tontolo andro ka hatr@ 6 Ora hariva ny andro faharoa/ ary ny andro fahatelo dia Sabotsy manomboka @ 6 Ora hariva ka hatr@ Alahady @ 6 ora hariva koa.

4. piste
(
07/04/2007 18:14)
Satria hafa mihitsy ny fomba fanisana andro jiosy t@ fotoanan'i Jesoa. Ny azy manomboka @ 6 Ora hariva no miova ny andro. Ohatra @ 6 Ora harivan'ny Zoma dia efa heverina ho Sabotsy sahady. Sady izay koa no nampikoropaka an'ireo miaramila hamono haingana ireo voafantsika niaraka t@ i Jesoa satria afaka ora vitsy dia ho tonga sahady ny Sabata, izany hoe @ 6 ora hariva(mbola Zoma io). Araky ny fomba manko dia tsy avela hisy faty miantona @ andro Sabata.
Koa raha maty Zoma tokony t@ telo hariva izy dia efa anatiny andro voalohany izany ny Zoma na dia adiny 3 fotsiny sisa. Miampy sabotsy tontolo andro ka hatr@ 6 Ora hariva ny andro faharoa/ ary ny andro fahatelo dia Sabotsy manomboka @ 6 Ora hariva ka hatr@ Alahady @ 6 ora hariva koa.
Koa lòjika hafa mihitsy ny azy fa tsy mitovy amintsika @ izao fotoana izao.

5. tynah
(
09/04/2007 15:06)
Ny mba tena mahalasa ny eritreritra dia hoe tena maty ny zoma dia nifoa alahady marina ve i Kristy , fa raha nanisa aho toa tsy mahafeno 3 andro sy 3 alina akory io , ka ndeha hiara-mikaroka mba hitomboan'ny fahalalana e!
=D=D=D=D=D=D^:^
=D=D=D=D=D=D^:^
6. xxx
(
09/04/2007 15:08)
maty alarobia izy d nitsangana andro sabata , feno tsara ny 3j et 3 n am io ary zavatra nampianarina ahy io.
8. ikaretsaka
(
10/04/2007 15:13)
t@ ny andro nanoratan' ireo 4 mirahalahy mianaka, (sy ry zalahy any amin'ny ny apocryphes) ny evanjely angaha moa mbola nisy lalana hoe 24 ora no andro 1 sy hoe 60 minitra ny ora 1?
fa de hoe maizina ny andro dia alina izay de mazava ny andro de maraina izay.
dia t@ io nisy eklipsa hono! de mety nikaonty koa izay!

9. prime
(
23/04/2007 08:58)
piste:...
Satria hafa mihitsy ny fomba fanisana andro jiosy t@ fotoanan'i Jesoa.