Eglise catholique pas responsable de l'echec du référendum..

1. pimaso ( 05/04/2007 11:58)
Certain affirme que la faute revient à l'eglise catho,
c'est faux l'etat cherche, ou quelque partie politique un bouc emmissaire de leur faiblesse,
24 % des Malgaches sont Catholiques
80 % des Malgaches n'ont pas votées
Alors , faut voir ce qui devis là mes potes
"ny hevitra tsy azo mapiazoazo" j'adore cet adage
Merci
2. rakaroka ( 05/04/2007 12:50)
Bravo pour l'église catho!
=((=((=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D
3. paris10 ( 05/04/2007 17:51)
avy be aloha ny orana e!sady mandreraka be le hanova lalàna isaky..ty
4. Fiffi ( 05/04/2007 20:19)
tsy hitako zay hidiran'ny fiangonana catho @ zany....
5. fijo ( 05/04/2007 20:48)
alasirika izany fa ny vahoaka tsy adala.
6. Fiffi ( 05/04/2007 20:53)
pimaso:
Certain affirme que la faute revient à l'eglise catho,
24 % des Malgaches sont Catholiques
80 % des Malgaches n'ont pas votées
heu....raha ohatra ka nilaza ny olona hoe 80% ny gasy de catho de nahitana hoe 80% no tsy nifidy de manaiky an'io zah an ! fa tena tsy hitako zay hidiran'ny catho am-zany aloha an !


7. pimaso ( 06/04/2007 11:46)
:*:-*
8. prime ( 06/04/2007 15:07)
Tsy any amin'ny sehatra politika ve ity lohahevitra ity no tena mety?... sa...:lol::-P
9. paris10 ( 06/04/2007 15:38)
ary tsisy zany miapanga ny eglise kato zany fa ny abstention no tena bdbd e!
10. rakaroka ( 06/04/2007 21:27)
Ny fijoroan'ny catholique @ heviny:izay ni-incline t@ izany izany na ny zava-misy (toetr'andro) na ny
fahalainan'ny olona nifidy. Porofo hoe il a raison le "catho"!
11. prime ( 07/04/2007 06:27)
Amin'izao dia efa niova be ny "tendances" fa mihakaiky ny 40% ny "taux d'abstention" fa tsy betsaka araka ny niheverana azy... (TVM omaly)

Ny katôlika raha ny zava-nisy tsy niteny ny fiangonana hanao "non" na tsy hifidy mihitsy... (LE QUOTIDIEN du 31/03/07)

Ary ny referendum dia tsy "echec" velively fa efa mihafeno ny valim-pifidianana tsy ôfisialy, ny "eny" manakaiky ny 70% ny "tsia" manakaiky ny "30%... (TVM omaly)

Ny FFKM vao avy nanao fanambaràna lehibe mikasika ny zava-misy ka aza manely tsaho rey olona a... (MIDI MADAGASIKARA omaly)
pimaso:
Certain affirme que la faute revient à l'eglise catho,
c'est faux l'etat cherche, ou quelque partie politique un bouc emmissaire de leur faiblesse,
... Rehefa milaza vaovao dia izay zava-misy marina resahina araka ny vaovao farany fa tsy resaka hono2...
12. Fiffi ( 07/04/2007 06:34)
tokony hafindra toerana ity...
13. prime ( 07/04/2007 06:53)
fiffi> Mitovy hevitra aminao mihitsy... izany no nolazaiko io ambony io...:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.4785