mpanarato mody

1. mendrika ( 05/04/2007 09:18)
mba mangataka hiran'ny levelo
mpanarato mody zay manana oh
misaotra indrindra
novalian'i mendrika ny 05/04/2007 14:47
2. lemia ( 05/04/2007 09:42)
tsy any am site n'levelo ve no tokony hisy an'zany:-D:-D:-D
3. mendrika ( 05/04/2007 12:13)
efa nijery tany zaho fa tsy mahita
omeo ary le site ra manana ianao!
4. sitlo ( 05/04/2007 12:42)
"Mpanjono mody" no misy dia ny Railovy no mihira azy.
Fa mpanarato modin'i Levelo izany ve tsy i Lemena? sa tena misy hira mpanarato mody izany mihitsy ny an'i levelo?
5. mendrika ( 05/04/2007 14:47)
tsy fantatro na lemena na inona no titre, fa misy ilay mpanaratomody mively vary iny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0069