remarque
1. tslem
(
05/04/2007 08:56)
azon'ny mpandridra fafàna ra tsy azo atao an
inn ny zavatra tsikaritrareo am namana iray, samy milaza zay hitany.Ohatra:fiffi:heu...na oe fenoy aloha ny mombamomba anao...
inn ny zavatra tsikaritrareo am namana iray, samy milaza zay hitany.Ohatra:fiffi:heu...na oe fenoy aloha ny mombamomba anao...
novalian'i xxx ny 13/06/2007 07:49
2. nikopol
(
05/04/2007 08:58)
ary raha tsy tononina ny anaranle olona fa lzaina fotsiny hoe : namana xxx dia izao no fahitako azy, amizay ny hafa no maminavina
4. rush
(
05/04/2007 09:33)
tslem:fa inona no maharatsy an'izany?fa nahoana no fafaina kosa ny fahazaran'ny olona?nga nisy manompa sa inona?inona no maharatsy an'io zao?sa fialonana an'i Fiffi indray izao?
inn ny zavatra tsikaritrareo am namana iray, samy milaza zay hitany.Ohatra:fiffi:heu...na oe fenoy aloha ny mombamomba anao...
5. rush
(
05/04/2007 09:41)
nisy fahadisoana kely fa hay tsy hoe ny fanaovan'i fiffi an'ireo no fafaina!ny mihinambary aza hono misy latsaka!
fa aza manonona naran'ny olona fa tsy mety izany e!ary fa maninona no tonga dia i fiffi no notononina voalohany?
fa aza manonona naran'ny olona fa tsy mety izany e!ary fa maninona no tonga dia i fiffi no notononina voalohany?
7. Vahinala
(
05/04/2007 09:42)
Ary maninona ra ts mifampitsikera fa samy manana ny fahazarany ange e, ra misy toetra tsy azoazonao am namana iray d andefaso hafatra mitokana izy fa tsy mety kosa ny handeha hitsikera olona be toy izao.
8. tslem
(
05/04/2007 09:44)
ka lalao né izy ty ry rush e,tô tezitra enao:roll: nefa fiffi aza tsy tezitra, ny ah zao reo no mba tsikaritro , ra tsy mety ho ah d azon'ny mpandrindra fafàna lé dinika .
10. nikopol
(
05/04/2007 09:47)
ny ahy ny hitako zao dia i rush anisan'ny namana tsy dia manana chance de l'humour betsaka
11. tslem
(
05/04/2007 09:47)
hery sy lanto ah, fafao ty dinika ty azafady fa mahatonga fanafintohinana ho an'ny hafa nefa zah tsy nieritreritra nininn fa mba oe lalao koh:roll:
20. rush
(
05/04/2007 10:00)
tsy hoe miakatra avy hatrany aho fa na dia lalao aza izao dia tsy mety ny fanononana anaran'ny olona!na ny zavatra hataon'i fiffi sy ny fanampiana rehetra hataony antsika rehetra eto aza dia hitako hoe tsy mendrika ho azy ny hanaovana an'izao,eny na dia hoa lalao aza!iza no namana tena tia namana eto?iza?
