"authentification docs." eto frantsa
1. booboo
(
30/03/2007 08:09)
Misaotra mialoha izay afaka hanoro ny tokony hataoko.
Nametraka taratasin'i mr booboo tany @ Mairie (Sens-Yonne) zaho teo : original n'ny kopia (lava) nahaterahany @ teny frantsay, misy ny sonia sy fitomboky ny firaisana ao Antananarivo nanaovana azy + sonia sy fitomboka ary fanamarihana avy t@ tribonaly t@ natao traduction @ teny frantsay ilay izy + fitomboka sy sonia ny avy ao @ AmbaMad tao Paris.
Tsy neken-dreo ny handray ny ambin'ny taratasy hafa fa :
-mila authentifier-na any Madagascar hono io acte de naiss. vao valable 8O8O8O8O8O8O8O ary ny Ambassade de Madagascar tsy compétent ny @ zany fa mila ny any Mcar mihitsy no manao an'izany 8O8O8O8O
Nanontaniako ilay ramatoa hoe ahoana no fomba hi-authentifier-na documents efa voamarin'ny mana-pahefana any Mcar indray = authentifié ?
Manirikiry ahy zareo satria tena mila voa tsy hary ara-bakiteny. Inona no tokony ataoko kay ?

novalian'i fijo ny 24/05/2007 20:25
2. Fiffi
(
30/03/2007 08:37)
booboo: fa maninona no any Dago no nangataka an'io fa tsy tany Nantes ? Nisy ankizy zay na de tsy nationalité vazaha aza izy fa carte de séjour fotsiny no nananany de tany Nantes no nahazahoana azy......
www.diplomatie.gouv.fr/français/etatcivil/demande.html
Io de hatao direct ny fangatahana , misy demande fenohina ao via net io an ! de valiany heu....iny andro iny hiany....de ny acte tadiavina handrasana environ 3 semaines.....

3. ftma
(
30/03/2007 08:40)
booboo: ilay copie @ teny frantsay ve ny tribunal no nanao azy sa sonia fotsiny? ny ahy mantsy tao @ tribunal mihitsy no natao.
Ny Marie aza afaka manao acte de naissance fa manantona directement ao @ Etat civil ny Mairie fa mety ilay nandray anjy tsy mahalala n'inoninona.
Valable foana rehefa ny tribunal no manao sonie fa mahagaga izany

4. miarina
(
30/03/2007 09:21)
Ny vahaolana hitako dia izao mankanesa any @ ny Police (mitondra basy) dia lazao ry zareo hoe :
- ‘ Mila authentifié ny docs MONSIEUR BOOBOO hoe ilaiko izao dia izao ny valiny‘ dia raha tsy mety dia avoahay le basy dia raha tsy mety ihany dia rahony alazako an’i S..zy ianareo hoe raha mbola manda dia lazao hoe ‘Izaho izany tsy hifidy’ … REhefa tena leo enao fa tsy mety zareo dia lazao hoe avelako eo zany nareo fa lasa za
aza tezitra ianao fa somonga ny ahy eheh

6. agoago
(
30/03/2007 13:07)
Ny ambassade frantsay aty Tana no manao ny authentification raha tsy diso ny fahalalako, Demande bourse Belgique saika handefasan'ankizy tao aminay koa mantsy nila izany ny dossier no nahitako ohatra izany.Authetifierna ny acte de naissance e, ny diploma e...
Ny ao amin'ny ambassade mantsy no solotenandry zareo manamarina hoe misy an'io olona io ao @ firaisana na tribonaly eto Antananarivo, dia io no soniany. Tsy fantatro hoe iza ao @ ambassade kosa anefa satria tsy nanao ilay dossier izahay, mbola tsy nanana lay diploma notadiavina lay ankizy, anontanio hoe ny ambassade.

7. booboo
(
30/03/2007 15:58)
Fiffi > Na tsy afaka hanao an'io aza satria ny fotoana mandeha ihany nefa ny raha ilaina maika dia misaotra ihany. Mety ilaina @ manaraka :wink:.
Ftma > ié, ny tany @ tribonaly no nanome ilay raha.
Miarina > misaotra nampihomehy na izany aza hihihihi.
Agoago > Hanontaniako zareo @ alatsinainy, misaotra.
Hono ho'aho :
- any @ Mairie-nareo kounkou ve mangataka io authentification fanin-droany ny raha io sady tsy maintsy avy @ ilay manam-pahefana nanao azy t@ voalohany ihany ?
-Raha izay tokoa no "nouvelle instruction" araka ny nolazaina anà taty Sens, dia tiako ho fantatra hoe possible ho hitako qq part ve ny référence(s)-ny ? Tsy nety nanome manko zareo aty Sens....

8. tywa68
(
30/03/2007 16:23)
Booboo : ampitahory @ ilay maso revolver raha manadala e :-D:-D
Mba jereo ihany io nomen'i fiffi io e !
Mba jereo ihany io nomen'i fiffi io e !
9. Fiffi
(
30/03/2007 19:26)
booboo: misy solution iray njay ity an ! soraty tanana le demande de alefaso any Nantes de hasio enveloppe timbrée fa tena azo haingana io....le am net manko ry zareo no mandoha ny timbre de zay no maha-ela azy....
10. Samoana
(
31/03/2007 07:47)
booboo/ Arakaraky ny mpandray angamba io de sendra ny zazavao enao. Andramo hanontaniana via mailn'ny mairie hoe ny fangatahana? Mpiasa hafa mihintsy mantsy no mikarakara dossier mail no sady mahazo valiny haingana io. Dia raha mahafa-po dia imprimer-na ary iny no entina any.Tsy afa-miemotra izy @ izay:wink:
Raha mbola mandagina dia "homboy" any @ izay na asivo torahan'i boobolà:P vôsarimakirana e:-D

12. ftma
(
31/03/2007 11:19)
booboo: nanontany ny service d'Etat civil taty aho fa mety ny copie avy any @ tribunal iny, antsoy directement ny service Etat civil fa tsy tokony handa izy.
Raha mbola mandagina dia "homboy" any @ izay na asivo torahan'i boobolà vôsarimakirana esady ato mbola feno voasarimakirana :-D
13. booboo
(
31/03/2007 15:22)
Tywa68 > hihihihi.
Samoana > misaotra fa ataoko koa io. Lé voasarimakirana kounkou ataoko hihihihihi
Ftma > misaotra. T@ zà nigidraka tany t@ zomà dia ny responsablen'ny Etat Civil no nandray ahy ny farany (refa avy nigidraka t@ mpiasa roa hafa tao zà :°)) dia ny navaliny aza pire : vao t@ herinandro no nisy mahorais nandalo dia tsy maintsy zay koa no nataony maika fa Mcar eo akaiky eo ve no ho samy hafa ny procédure ? Dia novaliako hoe Madagascar raha tsy diso aho toa sady tsy TOM no tsy DOM no sady tsy frantsay...tsy niteny tsony izy ...Ny aty Sens mihitsy no *********
Fiffi > t@ ilay nifanao fotoana t@ choralie reny ange zà efa niteny hoe zà avy aty Sens hihihihihihi.

14. Fiffi
(
01/04/2007 17:46)
booboo: ka t@ ireny zah mbola tsy taty koh hihihihi fa zay vao tadidiko io nolazaindry io klé ! :roll::-D:-D
15. xxx
(
11/04/2007 12:11)
Fiffi:
booboo: fa maninona no any Dago no nangataka an'io fa tsy tany Nantes ? Nisy ankizy zay na de tsy nationalité vazaha aza izy fa carte de séjour fotsiny no nananany de tany Nantes no nahazahoana azy......
www.diplomatie.gouv.fr/français/etatcivil/demande.html
Io de hatao direct ny fangatahana , misy demande fenohina ao via net io an ! de valiany heu....iny andro iny hiany....de ny acte tadiavina handrasana environ 3 semaines.....
aiza a??? Bulletin de naissance angamba fa tsy copie d'acte de naissance : ilay fohy fa tsy ilay lava . Ilay lava mantsy no atao hoe kopia : copié depuis le registre original ka raha any Madagasikara ilay izy dia ataon'i Nantes ahoana koa ?
16. Ratoa
(
22/05/2007 15:43)
nanao ahoana ihany no niafaran'ilay acte de naissance?
Izaho aloha tsy mipetraka eto Frantsa fa ny fandavana ny fanamarinana nataon'ny ambassade dia fanalikana no fandraisako azy. Ary i M/car mihitsy no alikaina an!!!
Izahay aty amin'ny misy ahy dia mitondra copie (ilay amin'ny teny gasy) ao amin'ny ambassade de Madagascar. Misy N° d'enregistrement sy daty nanoratana azy io copie io. (eo ambony amin'ny côté gauche dans la marge). Ireo renseignements ireo sy izay mety ilainy na ilain'nilay firenena hafa no adikan'ny ambassade dia enregistrer-ny amin'ny bokiny dia enregistré ao izany ilay olona mangataka acte de naissance.
Dia omen'ny ambassade de Madagascar acte de naissance izy.
Ilaina ve ny fanamarihina fa Frantsay ilay olona? Ny ahy ny original misy soratra ery ambony ery hoe "vazaha". Izaho mantsy tsy naintsy nosoratana tamin'ny registre frantsay ny nahaterahako satria citoyen frantsay ny raiko sy ny raibeko.
Tsy nadikan'ny ambassade anefa io fanamarihina "vazaha" io. Tsy ilaiko aty amin'ny misy ahy koa aloha. Ary ny ambassade gasy koa aloha tsy natao hamaritra hoe vazaha ilay olona.
Asa raha mety ilainao ity voalazako eto.

17. fijo
(
24/05/2007 20:25)
ny acte vazaha koa ani etsy voatery e;fa ny certificat ny nationlaite no tena ilaina.rehefa manana na'io dia milamina