Inona no mampitovy sy mahasamihafa ?

1. memerz ( 29/03/2007 23:05)
1-) inona no mampitovy ny playstation 3 sy ny nonon-dreny ?
2-) inona no mahasamihafa ny tandramokotra sy ny tanalahy ?
3-) inona ny mampitovy ny sipa banga sady be molotra @ nivaquine ?
4-) inona no mahasamihafa ny polisy sy ny rindrina ?.

5 points isaky ny valiny marina !!!.
novalian'i pissoa ny 04/04/2007 19:57
2. Fiffi ( 30/03/2007 05:48)
tsy aiko...
3. DotMG ( 30/03/2007 06:08)
1) ho an'i zazah nefa lalaovin'i Dada
4. sonwin ( 30/03/2007 10:52)
1) Cf DotMG :-D
2) ny iray fitaovana ny iray biby
3)samy mangidy :roll:
4)ny iray olona ny iray biriky
5. Stretch ( 30/03/2007 19:50)
za tsy avita . . .
6. memerz ( 31/03/2007 08:03)
Lé voalohany aloha marina fa mbola misy anankitelo tsy marina ireo.F'iza no miteny hoe mangidy ny sipa bé molotra no sady banga ? andramo angé e!!
Valio lé telo mbola tsy voavaly!.
7. memerz ( 31/03/2007 22:27)
momba ilay tanalahy sy tandramokotra:

apetraho eo ambody hazo ny tanalahy sy tandramokotra, dia izay miakatra an'ilay hazo no tanalahy.

Valio ireo roa farany fa mora angé ireo e !.
8. lemia ( 02/04/2007 15:39)
de inn no idiran vitsika am petrol am zany tsy azoko le tanalahy???????????:roll::roll::roll:
9. memerz ( 02/04/2007 22:25)
aaaaa, tsy mila ilaina lalin-tsaina bé lé izy ka, fa izay miakatra hazo ny tanalahy, satria tandramokotra vé hahay hiakatra hazo e ?!!!.
10. memerz ( 02/04/2007 22:30)
-Dia momba lé sipa ratsy tarehy (banga sady be molotra) sy nivaquine, dia samy hikipiana rehefa ho anina.
-Dia ny mahasamihafa ny polisy sy ny rindrina dia tsotra: andramo angé ny mipipi eo @ rindrina(tamboho), dia andramo ny mipipi @ lé polisy mandalo iny.
11. xxx ( 02/04/2007 22:58)
lahy sa vavy le mipipi?
12. pissoa ( 04/04/2007 19:57)
de lahy sa vavy le polisy ? :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0072