Misy mahatady ve ilay hira hoe Cocorico ny Raindimby ?

1. xxx ( 29/03/2007 09:55)
Mba mitady mafy an'ilay hira hoe "Cocorico" ny Raindimby ?

Misaotra reha raha mba manana an'ilay tononkira, mba alefaso any amiko azafady : holy.ramana@gmail.com


Maty tandroany mantsy ny Havana (Raharison Léonard), ilay tompon'ilay Cocorico, kah mba te hanao "hommage" hoan'azy.

Misaotra e...
novalian'i rvoulah ny 29/03/2007 18:54
2. tslem ( 29/03/2007 10:47)
Ilay eny Malaza v? ndryyyyyy, d mirary fiononana ho an'ny fianakaviana zany
3. rvoulah ( 29/03/2007 18:54)
Mirary fiononana ho an'ny fianankavian'ni Raharison Léonard , ary misaotra ano nampilaza.
Tena mankafy Raindimby aho , saingy tsy ananako ilay hira io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0072