I lov u
2. Fiffi
(
28/03/2007 12:02)
dray ! dray ! dray ! mon amourrrrrrrrrrrr hono.....
Fa soahiany fa clip fa raha zany no tena réel tena heu.....insistance be klé !
Fa soahiany fa clip fa raha zany no tena réel tena heu.....insistance be klé !
10. fanaina
(
28/03/2007 15:01)
Mpandefa : kelly13 [ Valio ] 28-03-2007 14:10:46:-D:-D:-Dny ahy koa iny
Lohateny : Re : I lov u
le mofodipaina latsaka no nalatsaka ahy
11. kelly13
(
28/03/2007 15:51)
fanaina>d le akondro tsy nilatsaka (sa inn iny nohaniny niaraka t@ le mofo iny?) nalemy mintsy za kle
16. andrea
(
28/03/2007 17:36)
eny waaa .. tena mampitsingaga... mampi pelipelika..
zany ka artista !
zany ka artista !
18. rakaroka
(
29/03/2007 06:22)
Ny ahy indray ilay fivadihan'ilay hira hoe "halako" ianao arahina "tsinjaka" vao avy @ romantisme BBbe no
dray dray dray : tsy ratsy ka!:-D:-D:-D:-D:-D
dray dray dray : tsy ratsy ka!:-D:-D:-D:-D:-D
19. fatakamana
(
02/04/2007 06:44)
Tena milay aloha io hiran'i Tsiliva io io e! alery aloha tena mahay manao klip mitsika e!
