Foot Ball

1. Razozy ( 26/03/2007 14:03)
Toa faharesena lava zao no mba vokatra azontsika @taranja ity e!raha ny hevitro alouh de aleo mintsy mikotrana eto @ tananà fotsiny fa tsy manao match international tsony mandritra ny fotona maharitraritra fa ra zao no mitohy de tsy hita ao anaty classement n'ny FIFA tsony isika.Fa toheriko kosa ilay hoe akatona tanteraka ny federasiona fa aleo ny bandy alou mba hikotrana tsara fa mis vokatra fona io any aorina e!sa...
novalian'i onjah ny 01/05/2007 16:14
2. miarina ( 26/03/2007 14:56)
Amiko kosa diso be izany eritreritra izany. Fa sao aza dia heverinareo fa hatr@ niaindohany football dia tonga dia ambony be daholo ny niveau ekip retra2 aty eorope sns
3. Razozy ( 28/03/2007 07:50)
Za ne akory tsy miteny woe ambany ny fahaizantsika e!fa ny tiko tenenina fotsiny de aleo alou mikotrana tsara.Le fifantenana ny mpilalao eto amintsika ko fidifidina be, fa manin ra mba mitsipina any @ fokotany sy any ambanivohitra any fa ze mahitahita fôna no lasa.Tsika ra vatana de ita fa tena kely sady mbola kely aina iany koa ny troisième mi-temps manginy fotsiny.
4. Ralay ( 30/03/2007 07:57)
Mikotrana ihany no baziny nefa rehefa tsy ara-pitaovana koa dia elabeny fivoarana fa ny essentiel hoy PDC est de participer.
5. onjah ( 01/05/2007 16:14)
Sady mikotrana no mikatroka lalao iraisam-pirenena, satria tsy ho hita eo hoe aiza ho aiza no lesoka tokony harenina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2542