ny lohateny tsy haiko fa toa hoe hiran'i jeneraly le izy

1. ratsy ( 26/03/2007 07:03)
ny lohaten'ilay hira tsy haiko fa misy an'izao lay izy hoe "hananao tokoa ny bika, ny endrika torak'izany, saingy toa nangatsika"
novalian'i Fiffi ny 26/03/2007 13:02
2. Fiffi ( 26/03/2007 07:18)
heu....tsy aiko raha ato io tadiavinao io....
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=175
3. lemenakely ( 26/03/2007 07:50)
non tsy jeneraly no tompon'io hira io fa i jeannot razakandrainy:" ny hafanàna" no lohanteniny jereo ao @ tonokira ao fa toa misy ao
4. Fiffi ( 26/03/2007 13:02)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=3577 io zany ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0078