isemination artificielle

1. xxx ( 23/03/2007 14:26)
bjr ny insemination ve tena mipetrka tokoa de inona no risque aminy de zaza firy no azo atao
misaotra de mba valio re
novalian'i xxx ny 26/03/2007 11:34
2. kally ( 23/03/2007 15:45)
Raha ny fahalalako azy tsy voatery hoe hipetraka foana fa miankina @ spermogramme n'ny vadinao.Ny ovulation-nao sns. Ny gynéco-nao no tena mahafantatra anao sy milaza an'izay mety aminao.
3. Angie ( 26/03/2007 09:18)
xxx tsara angamba tasha ataonao ao @ fahasalaana ny sujet fa ao betsaka ny mpitabo afaka manoro hevitra anao mivantana.
Mirary soa indrindra.
4. xxx ( 26/03/2007 11:34)
tena amba ampio re fa tena mafy ny te hanana anaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.121