Mbola tsy ita tsara le tonokira any Rossy Vavaka

1. moicoquillage ( 23/03/2007 10:40)
Ireto ny tonokira ny vavaka
Fa ra mba misy mahafantatra ny ao ambandiky ny ireny ???? ireny de ameko bizou! sady bzou be mihintsy a!:-*

"Vavaka" Rossy

-Homeo anay ny saina to
-ho entinay y atrik'ady
-fa ihanao no rahynahy ao ambony
-sy fanilo ilay mitady
-alaviro anay ny fo maloto
-8O???????????
-homeo anay ny fo mazoto
-tompo รด zany no vavakay

-fa mihasarotr'isan'ora
-anie ny fiananay ety
-Miha ety miha ety
-ka aza avelanao hany
-Ampio zahay tsy misy mpiantra
-Ampio zahay, zahay mahantra
-SAkaiza mponja sy ny gadra
-8O????????????

-Homeo anay ny saina to
-ho entinay manompo anao
-fa mbola maro no devoly
-rakototr'ota izao tontonlo izao
-Ny ady etsy sy ero
-8O????????????
-Faha mbola maro anie ny fery
-Sy ny herysetra ny mahery

Vita tompoko:lol:
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 07:04
2. jefra ( 23/03/2007 21:34)
Omeo anay ny saina tony
Ho entinay miatrik'ady
F'ianao no ray ao ambony
Sy fanilonay mitady
Halaviro anay ny fo maloto
Fisedrana mahamay
Omeo anay ny fo mazoto
Tompo oh, izay no vavakay

Fa mihasarotra isan'ora
Anie ny fiainanay ety
Miha ety miha ety
K'aza avelanao hahia
Oh ampio izahay tsy misy mpihantra
Ampio izahay mahantra
Sakaizan-ponja sy ny gadra
Tomany sy midradradradra

Omeo anay ny saina tony
Ho entinay manompo anao
Fa mbola maro ny demony
Rakotr'ota izao tontolo izao
Ny ady etsy sy eroa
Vono moka tsy amim-boka-tsoa
Fa mbola maro anie ny fery
Sy ny herisetran'ny mahery

Tompo oh, izay no vavakay

Rossy
3. ramalagasy ( 23/03/2007 23:37)
Misaotra e, tena nitady an'io hira io mihitsy za
4. moicoquillage ( 24/03/2007 11:34)
Saotra betsaka tompoko o
dia ameko izany le bizy
5. moicoquillage ( 24/03/2007 12:17)
De nalefako ao aminy tonokira ko le izy
6. Fiffi ( 25/03/2007 07:04)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0511