iza @ ireto karazana ireto aho raha ny fiheveranao ahy?

1. salmo1 ( 22/03/2007 23:48)
- Maditra :-w
- Hendry =D
- Jiolahim-boto :-w
- Tsarafanahy =D
- Ti tena :-w
- Zaza notezana tam teni soratra masina :-D
- Devoly :-w
- Mpampirafy :b
- Tsy mbola nazaka sipa :°)
- Ratsy fanahy ^:^
- Bogosy :idea:
- Tsotra sady melemy fanahy :°)
- Tsy mpanambany vhv =D
- Mpanambany vhv ^:^
- Adala :b
- Mpanavakavaka :-w
- Ti hoderaina :^)
- Sarokenatra :°)
- Kamo lahy :oops:
- Mazoto =D

2. cutie ( 22/03/2007 23:58)
Tsarafanahy
:lol::lol::lol::lol::lol:
Maditra
- Hendry
3. ikaretsaka ( 23/03/2007 02:26)
adinon'i salmo ilay hoe.. "mbola zaza saina be!"
4. Papoose ( 23/03/2007 05:02)
=))=)):@
5. Fiffi ( 23/03/2007 07:00)
heu.....@ fomba ahoana moa no andehanana hilaza hoe iza @ ireo salmo ? tsy misy mahafantatra anao ange eh ! sady hita eto fotsiny ny ps-nao mandefa dinika sy mamaly.....tsy midika velively zany hoe ho fantatra hoe ahoana sy ahoana i salmo.....ny zavatra tsapako eto fotsiny de mbola zaza saina be......(nefa matotra hiany rehefa tiany zany)
6. bibiango ( 23/03/2007 07:38)
Dia tena tsy koboko mihintsy Salmo a! mety saro-kenatra angamba i Salmo de mody amin'ny tsy hita maso hoatr'izao izy vao mody bebe kôzy eo. Sa ve tsy izany?? Mbô mitsatoka fotsiny za fa sao dia tezitra eo indray i Salmo. OK
7. Vahinala ( 23/03/2007 10:15)
ikaretsaka:

adinon'i salmo ilay hoe.. "mbola zaza saina be!"



=D=D=D=D
8. tafita ( 23/03/2007 10:25)
hadinon'i toi le tena izy anefa : TIA NAMANA BE
9. booboo ( 23/03/2007 10:39)
- mody gaigy :°)
10. salmo1 ( 23/03/2007 10:57)
ikaretsaka:
adinon'i salmo ilay hoe.. "mbola zaza saina be!"


Aleo kokoa zaza saina toy izay antitra saina:°)
11. kally ( 23/03/2007 11:18)
salmo1:


Aleo kokoa zaza saina toy izay antitra saina:°)



Te hanontany eo kouh! ratsy ange izany zaza saina ry Salmo e! tsy ampy fahamatorana ny dikan'izany fa tsy hoe mifanohitra amin'ny antitra saina!
12. karinah ( 23/03/2007 13:04)
salmo1:

- Maditra :-w
- Hendry =D
- Jiolahim-boto :-w
- Tsarafanahy =D
- Ti tena :-w
- Zaza notezana tam teni soratra masina :-D
- Devoly :-w
- Mpampirafy :b
- Tsy mbola nazaka sipa :°)
- Ratsy fanahy ^:^
- Bogosy :idea:
- Tsotra sady melemy fanahy :°)
- Tsy mpanambany vhv =D
- Mpanambany vhv ^:^
- Adala :b
- Mpanavakavaka :-w
- Ti hoderaina :^)
- Sarokenatra :°)
- Kamo lahy :oops:
- Mazoto =D


Salmo1: hendry sady tsy manavakavaka..sipa.


13. karinah ( 23/03/2007 13:05)
:-P
14. karinah ( 23/03/2007 13:06)
:-D:-D:-D
15. xxx ( 23/03/2007 13:16)
salmo manavakavaka anidry sy kelly13 :-D
16. Rasiligaoma ( 23/03/2007 13:58)
salmo1>tsy ampy fahamatorana ingahy! izay no fiheverako
17. Rasiligaoma ( 23/03/2007 14:02)
salmo: "¡Crece de una vez!"
18. salmo1 ( 23/03/2007 14:04)
Rasilgaoma: la verdad esk..... no puedo + :°):-D
19. Rasiligaoma ( 23/03/2007 14:17)
eeeee. madura ary e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0963