mandreraka

1. salmo1 ( 22/03/2007 11:09)
Nisy joba ray zay tonga tato aminay.
Zanakiny namany baininay lay joba. Zany oe: mifakahita foana izahay rehefa manao fivorina sy fiesta ny namany bainina.

Rehefa ato an-tranonay ny fivoriana. @ 2 maraina vao mirava.
Ny olon-dehibe any @ salon daholo: miresadresaka, misotrosotro, mihinakinana... manao izay hifaliana.

Fa ity zanak'olona ity indray de tonga ato @ efitranoko, de izao avy no hataony:
-mitsambikibikina eny ambony fandriana, manatsofoka CD, mandefa TV, DVD, karaoke, playstation, misava ny boky sy fitaovam-pianarako rehetra, tsy hitako izay tsy nataony, de rehefa leo i takaka de hoy izy tamiko:
-Tsy tiko zany mozikanao zany fa hovao azafady (satry zah miheno rvg).
rehefa novaliako izy oe: - No quiero cambiar:!:
De iny i takaka fa nilavaniny be mintsy, hedivany ndray ny sezan'ordinateur fa izy hono mandahatra ny hira. Rehefa nomeko azy ndray ny ordinateur, de iny aho naka portable sady milalao FIFA 2007 eny ambony fandriana. afaka 10mn de navelany takaka ny ordinateur de iny kou izy nakeny ambony fandriana sady tsy mitsahatra miteny oe: zah kou hilalao...
^:^^:^
novalian'i xxx ny 26/03/2007 20:23
2. Vahinala ( 22/03/2007 11:25)
salmo1:

:-D:-D:-D Nefa tsy sipanao tsintsin ve ! Refa zany d ataovy hoe "andana mivoaka ry kala adala ty fa manelingelina an !":-D:-D:-D
3. rush ( 22/03/2007 11:26)
tsy azoko hoe inona ilay olana?rehefa tsy tianao hisava ny zavatrao izy dia hidio ny varavarana!
4. xxx ( 22/03/2007 11:33)
Ny olana tsy dia misy fa te hampiseo Rasalmo hoe manana dvd, tv, ordinateur, portable ets.
5. booboo ( 22/03/2007 11:36)
:-D:-D:-D
6. maditra ( 22/03/2007 11:38)
hahaha, tonga dia attaque a main armEs be mihitsy ilay xxx.
7. salmo1 ( 22/03/2007 11:41)
xxx: fantatrareo ve le mahasamy hafa ny: fiara-monina sy ny toekarena:?::roll:
8. salmo1 ( 22/03/2007 11:55)
Nefa tsy sipanao tsintsin ve ! Refa zany d ataovy hoe "andana mivoaka ry kala adala ty fa manelingelina an !"

samy zanak'olona mpinamana zahay ka aleo tsy asiana resabe.
9. kelly13 ( 22/03/2007 12:43)
sambatra salmo1 zanaka mpanana, mba atsipazo aty le playstation mba hilalaovako fifa2007 kou (aza adino ny mandefa zeux bdb an) :°), za mantsy zanaka mahantsa :°)
10. simplex ( 22/03/2007 13:24)
salmo,
sao d mba te hiditra @ liste an'le ho vinanton'i papa & maman less izy? :P

manja noho i Anna? :°);-)
11. salmo1 ( 22/03/2007 16:05)
simpl: angamba, tena tsy fantatro less:roll:
i Naval de efa mantsindry anazy :°)
12. Vahinala ( 22/03/2007 16:33)
xxx:

Ny olana tsy dia misy fa te hampiseo Rasalmo hoe manana dvd, tv, ordinateur, portable ets.

:-D:-D:-D:-D Masiaka beu xxx zany an !
13. xxx ( 22/03/2007 17:25)
fa nataony salmo inn xxx?
14. tynah ( 23/03/2007 21:21)
teneno lesy izy hoe hatory am zay zah fa azafady. d raha miteny izy hoe hatory sahady ve elah d valio hoe raha vao tara fatoriana zah d marary ny lohako na koa hoe mila matory aloha zah fa mbola hamonjy fotoana rahampitso vao maraina. Ary sao mba tia an lah aza le sipa eh???
15. xxx ( 26/03/2007 20:23)
salmo1:

Nisy joba ray zay tonga tato aminay.
Zanakiny namany baininay lay joba. Zany oe: mifakahita foana izahay rehefa manao fivorina sy fiesta ny namany bainina.

Rehefa ato an-tranonay ny fivoriana. @ 2 maraina vao mirava.
Ny olon-dehibe any @ salon daholo: miresadresaka, misotrosotro, mihinakinana... manao izay hifaliana.

Fa ity zanak'olona ity indray de tonga ato @ efitranoko, de izao avy no hataony:
-mitsambikibikina eny ambony fandriana, manatsofoka CD, mandefa TV, DVD, karaoke, playstation, misava ny boky sy fitaovam-pianarako rehetra, tsy hitako izay tsy nataony, de rehefa leo i takaka de hoy izy tamiko:
-Tsy tiko zany mozikanao zany fa hovao azafady (satry zah miheno rvg).
rehefa novaliako izy oe: - No quiero cambiar:!:
De iny i takaka fa nilavaniny be mintsy, hedivany ndray ny sezan'ordinateur fa izy hono mandahatra ny hira. Rehefa nomeko azy ndray ny ordinateur, de iny aho naka portable sady milalao FIFA 2007 eny ambony fandriana. afaka 10mn de navelany takaka ny ordinateur de iny kou izy nakeny ambony fandriana sady tsy mitsahatra miteny oe: zah kou hilalao...
^:^^:^

de omeo azy indray ny portable de mandehana milalao X BOX kou:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1703