Mba ahafahana maka an'i Scorpion eto Mada dia mila mividy tapakila any amin'ny CA BNI izay liana e! Ar70.000 hoe ny olon-droa amin'ny andro voalohany. Ny andro faharoa kosa Ar25.000 olon-dray kosa samy ao amin'ny Palais des sports ireo fa ny ao Mahamasina kosa Ar10.000...
Ny 20, 21 ary 22 avrily ho avy izao no mety ahatongavany ka raha tratra ny 270 000€ vao mety hahita isika e!
le izy mitady hisy resaka arnaque ko! sa za no tsy mahazo resaka? toa hoe tsy manambola tampoka ny organisateur, de tsy maintsy arotsaka mialoha ny reservation, sady amzay lafo be le izy ko! 70 000 ariary, 25 000 ariary raha palais des sportsn ary 10 000 ariary v ranga! ka raha ity moa izany, vitsy ny olona mandrotsabola, tsy ampy izany ilay ifanarahana de annulé le concert, de aona ny volan'izay nandrotsaka?