mahagaga

1. xxx ( 21/03/2007 14:08)
:Dakory diaby zareo a,ahoana ny eritreritrareo fa miasa eto tana aho,ary manana tany lehibé zay,mijery ny any am-banivohitra aho dia malaelo ary noméko ho hiasany syhivelomany ny taniko,dia mba mamokatra ho anay sy zareo izany,tena fantany aho fa tsy hoe ratsy toetra fa tena kamo mihitsy ireo olona ireo,mitondra katsaka,tsaramaso etc aho tamin'izay hoe ho voleny,niverina aho nijery ny asa hoe atap indrinsy,laninay hoy izy ireo,tsy mahagaga vé izany,sa misy ny olona tsy té hivaky loha amin'ny fiainana,misaotra:oops:
novalian'i xxx ny 19/07/2007 18:23
2. nikopol ( 21/03/2007 14:18)
voanjobory andramana rehefa tsy mety ny katsaka sy tsaramaso e !
3. kally ( 21/03/2007 14:48)
Ary sao dia adinonareo kosa ary ny zezika fa iny no tena lafo, dia avy eo ianareo indray no gaga be:lol:
4. simplex ( 21/03/2007 15:10)
Ary sao dia adinonareo kosa ary ny tonga d namboly an'le masomboly fa iny no tena tanjona, d avy eo nareo gaga be hoe lany le izy nefa zavatra kaly matsiro be iny
5. Fiffi ( 21/03/2007 21:15)
ka hoe hambolena kay nohaniny ? :roll:
6. Vahinala ( 21/03/2007 21:52)
Ohhh zany le olona tsy mahalala ny soa atao aminy ry reto, mampalahelo le olona.
7. xxx ( 22/03/2007 05:27)
:evil:tena toy io olona io aho sisa hoy nareo,tena tsy mahalala ny soa atao azy marina ireo olona ireo,grave a,nefa refa misy adidy eny ambanivohitra voaloany zareo,fa refa homena asa fatokisany ampandroso azy izy dia nohoniny daolo ny voly netiko,tsy té androso angaha izy fa hijanona amin'ny fahatrana e,izy anié nomena alalana anjaka nefa dia nihemotra e,azafady ahoana moa ity masomboly,tsy reo voly entina ho volena vé e,misaotra:!:
8. Fiffi ( 22/03/2007 06:39)
ka sao de tsy azony kosa aza hoe hambolena ireo zavatra ireo fa tsy ho hanina ?
9. lemia ( 22/03/2007 15:09)
ohh mbola tsy sairana zany izy na we tsy te amboly fa terenareo we maninn ra volena ny tany e.ny ambanivolo mantsy tsy de tia mamaly fa le we manèk tsy fidiny sa aona?:lol::P:^):°)
10. Fiffi ( 23/03/2007 20:31)
nga nisy nanery azy ?:roll:
11. xxx ( 24/03/2007 05:42)
8Otsy nisy nanery azy fa fitiavana sy fanjana azy reo no natao mba hiroany sy nitondrana ireo vokatry ny tany hoe:amboleo ho anareo,hiasao ny tany hamokatra fa tena nivalalany e,tsy té andrdo izy ary very teo ny fahatokisana azy ireo na tsy hinina aza izy aleo ho eo,sarotiavina e,:?:
12. Fiffi ( 24/03/2007 08:20)
ka zay le tsy azoko....nomena "opportunité" ry zareo nefa de...
13. meva2 ( 03/04/2007 14:38)
Sady efa omena tany kosa ve ilay olona mbola ianao ihany no hitatitra zezika e!!!sady ny tainomby any ambanivohitra mameno tanàna, tsy mila terreau sy ny karazany anie any e!oh là là
14. xxx ( 19/07/2007 18:23)
:*o ry zareo rehetra a,izay aho vao nahajo vaovao fa tena misaotra anareo nanomé ny hevitrareo fa ahoana hoy nareo,io ingahy nameko masim-boly indray no nitaona ny mponina hoe:io hono ny tany rahamboly ianareo,inona no nitranga!io ingahy io iany no niteny tamin'olona hoe:karamao aho dia ny vokatra ho anareo,tena dadany a,dia vita voly daolo ny tany rehetra lehibé ary faly aho mijery izany moa zareo ko faly maka ny vokatra dia mba manomé ahy e,vita teo ny kabary fa nisy valiny ny alaelo nitarainako taminareo,misaotra e(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1964