mazava atsinana e!!

1. Bita ( 16/03/2007 16:40)
Tena mahagaga raha mbola misy mitady koa ity hiran-jaza ity saingy mba valio e: mazava tsinanana e ny any aminay a! rahampitso aho .........Bisous
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 19:48
2. Simpona ( 17/03/2007 09:31)
TSy hain'ny zaza ankahitrio intsony io.
Mazava atsinanana e, ny any aminay a!
Anio aho mandry eto, rahampitso aho manaraina a
Ô ö ö Raivo a, hiaraka ihany isika a ...

Anotanio an-dRamafa ny tohiny :):)
3. Fiffi ( 17/03/2007 14:29)
inona izany hira zany ? :roll:
4. sakaizakely ( 18/03/2007 09:42)
Misaotra an'i Simpona nampianatra zavatra fa na io ihany aza d'efa ampy ampitaina @ taranaka :wink:

Fiffi> ambia bitsibitsihiko an'le hira toi ;-)
5. Fiffi ( 18/03/2007 11:48)
ok :)
6. sitlo ( 18/03/2007 14:20)
tena ananako wa io hira io fa tsy hitako.

inona ny lohateniny?
7. Fiffi ( 19/03/2007 06:44)
nga tsy hoe "mazava tsinanana" ny titra ? fa tena tsy aiko zany hira zany hoe hiran-jaza an !
8. Fiffi ( 19/03/2007 06:45)
heu....toa misy hoe Mahaleo koh mihira an'io sa tsy io ? http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=3501
9. Bita ( 20/03/2007 18:49)
Dia misaotra indray lehiretsy fa jereo indray raha misy mana i "Jonobotry 30" Rock and roll gasy io ary koa natao mariazy ny reny akoho ao anaty garaba ny rendez vous nahita an'izany ny ganagana dia.....
Iry rock and roll gasy io no tena ilaiko misy avy hatrany de mandeha... miakara izay maika be...... de hoe madama sns e de bises koa
10. booboo ( 20/03/2007 18:57)
Natao mariazy ny reniakoho
(Youkaïdi youkaïda)
Ta'naty garaba ny rendez-vous
(Youkaïdi aïda)
Ganagana n'natao mopera
Ny akohokely ny fille d'hônéraaaaaaa

Youkaïdi youkaïda
...
11. ari.malala ( 21/03/2007 07:13)
naita anzany raganagana nitehaka nihira sy nikorana
ny vorontsiloza nirefarefa avy ato arina nirefarefa
niventy ny hira tsy nisy beso ka ny gisa rehetra no indray naneso...:-D:-D:-Dhiran'i Lefona moa io?
12. Bita ( 22/03/2007 18:41)
Misaotra lehiretsy fa angaha tena tsy misay mahay ilay jonobotry daholo isika tena jereo any @ sisiny fa aty ampovoantany ka tena tsy azo e! Biz ary
13. Fiffi ( 25/03/2007 19:48)
inona indray ity hira raganagana ity ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3302