vaovao an-tselatra

1. salmo1 ( 15/03/2007 11:37)
Ianareo ve, mba ti hanana namana vao2:?:
novalian'i salmo1 ny 28/03/2007 23:05
2. boozkel ( 15/03/2007 14:44)
Misy ne ny namana mamadika e; fa rah manana namana be de be enao de tsy maints ny iray @ reny ihany no tena namanao akaiky (confident-nao)
fa tsy haiko nga hoe te hanana namana maromaro enao.
mety hoe iray ihany no namanao de leo ny tavany enao?
3. ari.malala ( 15/03/2007 15:07)
Salmo1, ie :-) za te hanana namana vaovao :)
4. xxx ( 15/03/2007 16:08)
za raha vao manao eny tondra dia voakiana
5. salmo1 ( 15/03/2007 17:03)
xxx: iza no manakiana?
6. xxx ( 15/03/2007 20:38)
salmo1:

Ianareo ve, mba ti hanana namana vao2:?:



salcon1:ny loha fotsiny no ngoda bé fa ny sahina tsy ao mintsy fa tony poichiche =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. belaza ( 15/03/2007 20:42)
ry xxx koa de tssss, de maninona izao raha tsy mamaly fa mamaky fotsiny? :roll:
8. sitlo ( 15/03/2007 20:59)
xxx> aza miafina fa mba misehoa, aza kanosa tahaka an'io.
9. salmo1 ( 15/03/2007 22:37)
xxx: rehefa misy mitia ny lohako de efa ok sambatra foana am tenako... tsy mila miverina makany akibo intsony. fa raha tsy nety kosa de nindongy aho niverina.
10. laalah ( 28/03/2007 20:30)
salmo... za te ho namanao
11. salmo1 ( 28/03/2007 23:05)
laalah:
salmo... za te ho namanao


Ho valiako Tsia ve:?::D

Raha mandinika tsara enao de mahita oe: serasera.namana.org ary natokana ho any Malgache manerantany, fa saingy misy gasy tsy gasy zay eto:°)

zaho:
Ianareo ve, mba ti hanana namana vao2:?:

Tsy azonao angamba ny fanontaniana, fa ny tiako resahina de izao: hisy namana vao2 ho avy, sôde mba ti hifandray aminy ianareo:?:

Endraso alou izy rehefa tonga zany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.244