Ravatorano , Sipagasy....bon annnnniiiiifffffff .....

1. Fiffi ( 14/03/2007 23:40)
Miarahaba an'i ravatorano sy sipagasy ary ireo namana zay androany ny annif-ny.....de samy ho tahian'Andriamanitra daholo.

[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/gateau3.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/3d-emoticone-msn-cadeau.gif[/IMG]
novalian'i Fiffi ny 24/03/2007 17:25
2. vale ( 15/03/2007 01:20)
Zoky Ravatorano: arahabaina tratry ny fetinao androany ooh:P, de mirary soa be de bee..:-*:-*

Torak'izany koa Sipagasy, manaova fety mamy:-*:-*
3. ravatorano ( 15/03/2007 05:58)
:D
:wink:
misaotra betsaka anareo mahatsiaro sy mbola hahatsiaro hihihi
eto aho dia manararaotra ihany koa miarahaba an'ireto namana ireto izay tratry ny anniversaire-ny androany : ramparany-agathe-imaitsoanala--cuimax-besa-Mychou-sipagasy-ravatoran-(ouay kay za io ) hihihi -rnej-sedrameca-romeothierri-cachou-Tsikimatotra-wella-babychic-rijaa-RANDRIA2-imamy-dina14-shyan-GAPA-nikona-mako-azzaro ary zazoo.
Mirary soa lalandava ho anareo sy ho atsika e ary dia samia ho tahian'Izy Tompo ka ho tratry ny taona maro hitsingerina indray !

=D=D=D=D=D=D
^:^^:^^:^^:^
ravatorano
4. Fiffi ( 15/03/2007 06:12)
de manaova fety mamy an ! :) :-*:-*:-*:-*
5. Mimhie ( 15/03/2007 06:36)
Aza hadino ny anjara gateau anay ary e!

:D:D:D
6. Fiffi ( 15/03/2007 06:52)
aleo hampiana le gatô sao de tsy ampy eo...
7. kelly13 ( 15/03/2007 07:11)
ra nahay nihira aho d nanaovako hira mlay b nareo ms bon anniversaire e :)
8. fasaly ( 15/03/2007 07:13)
bonanifffi sipagasy sy ravatorano e! :-*:-*:-*:-*:-*:-*
9. Fiffi ( 15/03/2007 07:33)
io le hira....
http://www.dailymotion.com/video/xt6k_birthday
10. booboo ( 15/03/2007 08:16)
Arabaina Ravatoravano sy Sipagasy ô :D:D:D:D:D:D:D

Manaova fety finaritra dia mirary soa booooooooooobaka beee sy ombam-pahasalamana hatrany e :-*:-*
11. majakely ( 15/03/2007 08:17)
bonaniversera nareo roa , ho lava anjo hiainana :-*
12. Fiffi ( 15/03/2007 08:37)
kelly13: io akia le hira an ! de miandry an'i sipagasy sy ravatorano hizara an'le gatô zany de zahay mihira.....:)
13. kelly13 ( 15/03/2007 08:50)
hihihi micii fiffi an

ravatorano, sipagasy et les autres alefaso sms zany ny gato e! lolll, nan ka alefaso serasera
14. ftma ( 15/03/2007 10:04)
Mirary ny soa indrindra hoan'i Ravatorano sy Sipagasy dia ho tratry antitra (nefa nareo dahy tsy mety antitra ko :-*)
:-*:-*
15. sipagasy ( 15/03/2007 11:43)
ftma:

Mirary ny soa indrindra hoan'i Ravatorano sy Sipagasy dia ho tratry antitra (nefa nareo dahy tsy mety antitra ko :-*)
:-*:-*



misaotra antsika rehetra @ firariantsoa e!!! dia hifanantitra aminay rehetra tratry ny fety androany ireo anie isika rehetra e!

tssss zolie ftma iza miteny anjy fa tsy mety ho antitss izahay dahy hihihihihi aleo izahay hiaraka @ tanora ihany mba ho tanora lalandava kouuuu

bizz daholo e!!!! misaotra ireo nandefa hafatra ihany koa e! bizz be koa ho an'ny tompom-pety rehetra androany e!!!!!!:-*(l):P
16. salmo1 ( 15/03/2007 11:58)
17. salmo1 ( 15/03/2007 12:02)
:-D
saika tsy omby kle.
18. ratonga ( 15/03/2007 12:16)
bônaniverséra ravatorano sy sipagasy sy ny hafa tsy vôtanisa, mirary féty mlay bé ho anareo:D:D:D
19. ravatorano ( 15/03/2007 12:55)
/me (ravatorano sy sipagasy) manolotra amin\'ny fo feno fifaliana sy feno fihavanana ho an ny namana rehetra tsy ankanavaka ny mofomamy mitampihavanana nohon\'ny fahatratraranay ny andro anjoany !
Ho ela velona anie zahay mianadahy !
wééééééé
=D=D=D=D=D
20. ftma ( 15/03/2007 13:03)
Ho ela velona anie zahay mianadahy !
wééééééé

tokony nataon'i zoky hoe "ho ela velona anie isika rehetra " :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5248