Hira Tambatra (Johary)

1. zks ( 14/03/2007 12:51)
Miarahaba anareo,

Mba mitady tononkiran'i Johary, tsy haiko ny titre fa misy ilay hoe :

Hono ho'a ray vahoaka tonga aty
Manahoana izaho ianareo tompoko รด
Ela izay tsy nihaonana ...

Misaotra dieny mialoha

Zks
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0152