MIlalao @ internet
1. hafaliana
(
11/03/2007 07:04)
Araka ny anarana hoe hafaliana moa izany dia hiezaka hatrany ny tena hifampizara hafaliana aminareo namana ary miketrika hatrany izay hahafaly anareo koa ity indray ny tolotra vaovao. Milalaova amin'ny internet, lanio amin'ny hafaliana ny andronao. tsy ho lava resaka fa avy hatrany dia manasa anao. www.hafaliana.fr.tc. aza hadinoina ny misoratra anarana amin'ny "News letter" an!!! ;-)
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 20:03
