tonokira
1. TsaTokanTsy
(
10/03/2007 12:52)
manaona daholo
izao dia mitady a ni lyrics hira ni njakatiana "maloto"
ka ramisy manana dia afaka manomea veh ? misaotra betsaka :D
izao dia mitady a ni lyrics hira ni njakatiana "maloto"
ka ramisy manana dia afaka manomea veh ? misaotra betsaka :D
novalian'i Fiffi ny 12/03/2007 14:37
2. Samoana
(
10/03/2007 13:01)
Ny refrain ihany no haiko;
tandremo sao maloto
ny antsy ampiasaina
fa tena mampivonto,
ny fery tsy ho maina !
:lol:
tandremo sao maloto
ny antsy ampiasaina
fa tena mampivonto,
ny fery tsy ho maina !
:lol:
4. Fiffi
(
10/03/2007 14:14)
hummm....anisan'ny mpankafia an'i Njakatiana zah nefa tena tsy mbola naheno an'io hira io :roll:
6. Fiffi
(
11/03/2007 19:15)
misaotra akia Lanto an ! :):-*:-* fa le anarana TsaTokanTsy :-w:-w mampatahotra marina an !
7. TsaTokanTsy
(
12/03/2007 13:41)
lol tsia ni anarana ni mampataotra faha le holona :p xD
izao tsia deh mahai manoratra gasy ka mifona rah beh fautes efah elalaotra no tsi ni teny gasy
oany ilay tritra tsia sure ao oé maloto ni titra va fatro fotsiny oé le piste 3 de fiainana nefa tsia sure oué copie original ni cd ako ra oatra misy manana ni lyrics anizy rehetra dia mety any koa ^.^ misaotra betsaka ^.^