isika malagasy

1. belaza ( 07/03/2007 18:52)
..hono rehefa anontaniana zavatra iray dia tsy mamaly avy hatrany fa mbola manotany indray aloha, raha araka ny nolazainilay vazaha iraika izay, marina ve zany ry reto??
novalian'i Fiffi ny 18/03/2007 20:34
2. xxx ( 07/03/2007 20:38)
Tsy izaho angamba fa izaho tondé mamaly tsotra. Io angamba no olana? Franco no ilaina!
3. Fiffi ( 07/03/2007 20:41)
heu.....zah kosa aloha tondé mamaly avy hatrany an ! fa mbola andeha hanontaniana an'iza indray ?
4. xxx ( 07/03/2007 20:44)
belaza:

..hono rehefa anontaniana zavatra iray dia tsy mamaly avy hatrany fa mbola manotany indray aloha, raha araka ny nolazainilay vazaha iraika izay, marina ve zany ry reto??


F'hita koh!Hanontany inona aloha fa ny eo anoloana aza tsy voavaly ka hiantso an'i maman sa i papa hoe tsy haiko ny valiny???:lol::lol:
5. sakaizakely ( 07/03/2007 21:19)
hoe miolankolana ve izany ? Tsy mahasaky mivaky imaso imaso fa mila miodinkodina lavitra be. Ka io ange no nitaizana antsika e ! Sarotra ny miala @ mahazatra.
6. cutie ( 07/03/2007 23:02)
Mpandefa : belaza [ Valio ] 07-03-2007 19:52:31
Lohateny : isika malagasy
..hono rehefa anontaniana zavatra iray dia tsy mamaly avy hatrany fa mbola manotany indray aloha, raha araka ny nolazainilay vazaha iraika izay, marina ve zany ry reto??

ie marina:-D:-D:-D
7. Zina ( 07/03/2007 23:16)
xxx [ Valio ] 07-03-2007 21:38:54
Lohateny : Re : isika malagasy
Tsy izaho angamba fa izaho tondé mamaly tsotra

ie za ko
8. booboo ( 08/03/2007 15:16)
..hono rehefa anontaniana zavatra iray dia tsy mamaly avy hatrany fa mbola manotany indray aloha, raha araka ny nolazainilay vazaha iraika izay, marina ve zany ry reto??


zà klou mpanao an'io mihitsy refa tsy tiako loatra ny raha anontanian'ilay oul na ilay oul mihitsy :°)

Ohatra : - aiza nareo no mipetraka ?
valiako hoe : ataonao inona ?

9. Fiffi ( 08/03/2007 18:20)
booboo:

Ohatra : - aiza nareo no mipetraka ?
valiako hoe : ataonao inona ?
zany ve akia ry booboo no hatao hoe valy boraingona ? :-D:-D


10. dadie ( 08/03/2007 18:59)
za dray alo misy fanotaniana tonga d vovaly fa mba misy kosany mieritreritra e zany no nahatonga le hira oe avadika impito alo ny lela ih ih ih
11. niryna ( 09/03/2007 06:50)
dadie:

za dray alo misy fanotaniana tonga d vovaly fa mba misy kosany mieritreritra e zany no nahatonga le hira oe avadika impito alo ny lela ih ih ih



=D=D
12. xxx ( 09/03/2007 09:30)
Raha mila précision @ ilay fanontaniana ve tsy hametraka fanontaniana hafa :roll:

Fa marina ny lazain'i booboo, raha tsy fantatra hoe ataony inona dia tsy hitako izay antony ilazàna azy aminy . Raha ohatra hoe fanontaniana mitontona fotsiny tsy misy contexte izany a, fa tsy raha hoe ohatra:

booboo : afaka aterinao ve aho ?
ilay olona: aiza ianao no mipetraka ?

13. soanja ( 09/03/2007 17:15)
Miankina amin'ny hevitr'ilay fanontaniana ka.
14. belaza ( 10/03/2007 07:57)
:-D:-Dza zao nametraka fanotaniana eo ambony eo, de ny valiny tokony hoe: Eny na Tsia, hay moa tena marina le voalazanilay vazaha:-D:-D
15. Fiffi ( 10/03/2007 08:50)
fa marina ahoana akia ?
16. Vahinala ( 12/03/2007 09:58)
ka raha toa kosa ve ry se raha tsy azonle oul tsara ny zvt anontaniana tsy anontany tsara izy alou ! Ny ahy aloha mamaly avy hatrany a refa misy tsy azo tsara d manontany, tsotra beu !
17. Fiffi ( 18/03/2007 20:34)
zah mba gaga....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.333