xampio 2007

1. salmo1 ( 06/03/2007 22:27)
Barcelona 1-2 Liverpool
Liverpool 0-1 Barcelona

Nihitsana ny favory baolina kitra @ izao tontolo izao
novalian'i salmo1 ny 09/03/2007 16:26
2. naughtyboy ( 06/03/2007 23:01)
favori @ ahoana e betsaka aza no tokony tafiditry liverpool sissoko, ary riise na le goal Gudjohansen iny aza position d'hors jeu Aiza ihany tony ry E'too
sy Ronaldinho oe enjana tony fa tsy nikofoka akory
3. salmo1 ( 06/03/2007 23:05)
EFA OE: Nihitsana ny favory baolina kitra @ izao tontolo izao. de tsy mila resabe na fahaizana mamalivaly ny favory intsony:D
4. xxx ( 06/03/2007 23:17)
tsy azoko koa izany

nihitsana ny favory ... tsy mila mamalivaly favory intsony
5. simplex ( 07/03/2007 14:41)

nanohana liverpool nga lesy i pacht? :P

:-D
6. naughtyboy ( 07/03/2007 17:09)
aza mbo mampiesona @ lesy salmo tsy naka liverpool aho fa tena favory nitsangatsangana nanafana terrain daoly ry zalah omaly iny koh
7. salmo1 ( 07/03/2007 19:42)
simplex:
nanohana liverpool nga lesy i pacht?

Tsy maintsy manohana zay tohanany ramosé fa raha tsy zany tsy tamana eto brcelona:D satri zao mantsy, rehfa makeny @ kainjany barça aho, ho aiza hono izy:D
8. salmo1 ( 08/03/2007 10:17)
vizana kou ny Real Madrid.
Fa de naninnn lôtra ary Espan nefa siempre ¡apor ellos!
9. simplex ( 08/03/2007 10:29)
:D:D
efa ela lesy ny lanin'ny kary ny ekipa espagnol a ;-) anglisy ndray zao lamody :-P:°)8)8)
10. simplex ( 08/03/2007 10:30)
salmo:
rehfa makeny @ kainjany barça aho, ho aiza hono izy
tsy manakivy an'la za fa mety tsy hanao ze ataon'la retraretra izy :°):roll:;-):)
11. salmo1 ( 09/03/2007 13:32)
simplex:
tsy manakivy an'la za fa mety tsy hanao ze ataon'la retraretra izy

ra ts machista ndrindra eto less kou, ka hataony daholo zay tiako hatao :-D
a+ mbola tsy anah iny:D:°):-P
12. simplex ( 09/03/2007 14:23)
salmo:
a+ mbola tsy anah iny:D:°):-P
zay ve mbola tsy zakan'la ihany kle :-w fa in fotsiny no ataon'la ao e :roll::°) laozan'la maka sary fotsiny :-D;-)8)8)
13. salmo1 ( 09/03/2007 16:26)
:-D aleo hilamina, fa izy ary less mbola tsy tonga ah!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6027