voan'io mycoses io koa aho

1. tanainlove ( 05/03/2007 15:12)
izaho koa dia voan'io mycoses io ry azarro fa dia tsy mety afaka tsara mitsy,haiko daolo reo medic ampiasainao reo,satria efa nomeny doc ahy zay gynéco malaza mahay eto tana eto.Miverimberina fona de leo be ah in1-1 nefa tsy maintsy tsaboina.Ny ahy antibiotique no naazoko azy 1er.
Fa raha misy manana torohevitra hafa oe!!!!
2. Fiffi ( 05/03/2007 15:16)
http://www.affection.org/sante/asvc/www.igc.apc.org/avsc/french/diseases/fdyeast.html
3. xxx ( 05/03/2007 17:55)
fa inona le mycose eh! mba hazavao hoe
4. ikaretsaka ( 05/03/2007 23:07)
mi kozy letsy miresaka an
5. watafon ( 06/03/2007 09:23)
xxx: le mycoses zany dia aretin'ny hoditra azo avy @ otrik'aretina atao oe "champignon" e !
ikaretsaka : :-D
tanainlove : betsaka mihitsy no voan'io amzao k ! raha ny fandinihako azy aloha dia ny rano isasana no mahatonga azy io e! k tsara raha ampangotraha ny rano hanovana toilettes intimes e !
6. lila ( 06/03/2007 09:58)
ny slipo maintimainty indrindra raha tsy coton dia mahavoa azy koa
7. kally ( 06/03/2007 18:27)
Sao dia mahery mihinana antibiotique loatra ianao?
8. diamondra27 ( 07/03/2007 07:32)
lila:

ny slipo maintimainty indrindra raha tsy coton dia mahavoa azy koa



:-D ny anao koa de mampime, tsy hanao kilaoty mainty tsony zany zao zahay :wink:
9. niryna ( 08/03/2007 07:08)
diamondra27:

lila:

ny slipo maintimainty indrindra raha tsy coton dia mahavoa azy koa



:-D ny anao koa de mampime, tsy hanao kilaoty mainty tsony zany zao zahay :wink:



=))=))=))
10. tanainlove ( 12/03/2007 15:26)
zao ah ry reto vo tonga eto ndray fa nanao mission koh,zay ah vo nahalala oe slip mainty tsy tsara,ary arina daolo reo zany an,dem ah zao de hano control,ngamba mba o afaka amzay satria tsisy perte tsony fa demangeaison sisa
11. tanainlove ( 14/03/2007 15:39)
tsy misy intsony ny pb,fa ny zvtr tsy fantatro raha tsy anio avy any @doc dia oe tsy azo atao manao toilettes intimes @rano mafana be lotra ary ahena koa hono ny sucres.Betsaka zany ny zvtr tsy ampoizina tokony sy tsy tokony hatao rehefa tsy salama fa dia ny mitandrina no tsara.
12. Fiffi ( 14/03/2007 16:24)
xxx:
fa inona le mycose eh! mba hazavao hoe
Les mycoses vaginales sont attribuables à un champignon appelé Candida albicans. La mycose vaginale est également appelée candidose.

Comment contracte-t-on la mycose vaginale ?
Les mycoses vaginales sont dues à la prolifération de champignons qui se trouvent souvent en petit nombre dans le vagin. La grossesse, les antibiotiques et l'exposition fréquente au sperme pendant une courte durée engendrent la multiplication de ces organismes.



13. bouna ( 15/03/2007 09:29)
ny tsara de ny manao frottis de manaraka ny traitement omen'ny doc e! marina le oe tsy manao toilette vaginale fa refa manao traitement @ reny ovule gynecologique reny no tena tsy manao an'iny de tsy manao firaisana kou na mampiasa fimailo fa tsisy dikany ny traitement atao fa misy reinfestation ndray (ny lhl mantsy tsy de misy symptome fa tsy midika oe tsy misy izy an) ; ny slip coton kou no tena tsara raha misy io mycose vaginale io ny oe mainty sy ny couleur hafa ndray alou de tsy haiko e:-D:-D:-D:-D tsy grave b ve raha izany? de atao ahona daol le slip mainty reny?
Ity kou no tandremana raha azo atao: ny rano @ lava-drano dia tokony ampandrotrahana vao isasana fa tsy mety @ flore vaginale, io hono no tena betsaka mahatonga io mycose io miverimberina fona raha ny eto m/car . Ho an'izay efa voany alou de mahatsapa fa tena manorisory be le izy e! de mirary fahasalamana ho an'i tanainlove!
14. tanainlove ( 16/03/2007 16:13)
merci bouna an!efa sitrana e,fa de b ny recommandations zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0125