ny foko tia , vola sy noro

1. jaloko ( 04/03/2007 11:39)
raha mba misy manana tononkiran'ny Vola sy Noro dia mba omeo aho , misaotra
novalian'i Fiffi ny 04/03/2007 16:01
2. Fiffi ( 04/03/2007 16:01)
Ny foko tia, ho anao doria
Tsy miova mandra-maty ho anao
‘Zao rehetra izao, ny voary koa
Miombo-peo amiko, ho anao
Ho tia anao n’aiza n’aiza misy ahy
Ho tia anao n’aiza n’aiza misy anao
Ho eo anilanao, ny andro-pianako
Na ho tomany, na faly koa
Ny eo an-tsandrinao no hasambarako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0474