bazylou

1. xxx ( 03/03/2007 16:41)
sao mba misy mahita an'i bazylou ,fa manimanina azy
novalian'i Fiffi ny 07/03/2007 18:25
2. sitlo ( 03/03/2007 16:44)
asehovy aloha ilay xxx
3. Fiffi ( 03/03/2007 16:51)
andefaso hafatra izy koh....

sitlo: :wink::-D:-D:-D
4. dongadonga ( 04/03/2007 09:33)
aza asiana lé xxx rangah fa tsy fantatra:evil:
5. fasaly ( 04/03/2007 10:08)
6. mbaliana ( 04/03/2007 10:59)
efa lasan'i sarkozy izy :roll::roll:
7. xxx ( 04/03/2007 13:13)
expulsé ngabany fa tsy taf tam papier:?:roll::roll::roll:
8. Fiffi ( 04/03/2007 17:41)
:-D
9. xxx ( 04/03/2007 19:48)
aleo halain'ny sarkozy any fa miseo tsy tia gasy am zay izy mahita gasy b d b any am tanana any=))
10. pissoa ( 04/03/2007 19:56)
Hitako eo amin'ilay lohateny ny anarany :oops::lol:
11. fasaly ( 04/03/2007 20:51)
nahazàka sipa gasy izy zay de mbola jamban'ny fitiavana :-P
12. sitlo ( 04/03/2007 20:55)
aza fosaina kosa rangaha ze tsy eo ah.
13. fasaly ( 04/03/2007 21:00)
sitlo: raha nifosa tsy nisy naheno anie e!;-)
14. Fiffi ( 04/03/2007 21:03)
mampihevona ve ?
15. Stretch ( 04/03/2007 21:08)
nareo ko fa ataon'i bazylou inn ary ze resa-po eto e!
tsy misenty am zany izy fa ny azy politika iany.
voan'ny sery mintsy izy zay , ataon'ny telepatie tsy vanona mintsy:)
16. sitlo ( 04/03/2007 21:26)
:-D
17. Fiffi ( 05/03/2007 08:01)
mbola misy faritra vakansy ange zao eh !
18. sitlo ( 05/03/2007 18:15)
tsy azo
19. fasaly ( 05/03/2007 18:43)
ny dikanzany hoe mety mbola ho vokasy izao i bazylou:°)
20. lee ( 07/03/2007 08:37)
mila namana za, rehefa cool dé tiko e! sady tsy faikany an! tsy lava be koa 1.50 na 1.57 eo ho eo! botabota, zarazara, valio ao @ aina_mbola@yahoo.fr e! zany an(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8046