Eklipsa an'ny volana

1. simplex ( 03/03/2007 11:19)
androany hariva manomboka 20.17 GMT


Teny anglisy:

http://sunearth.gsfc.nasa.gov/eclipse/LEplot/LEplot2001/LE2007Mar03T.GIF
http://science.nasa.gov/headlines/y2007/12feb_lunareclipse.htm
http://www.bbc.co.uk/wiltshire/content/articles/2007/02/28/total_lunar_eclipse_07_feature.shtml
http://www.bbc.co.uk/guernsey/content/articles/2007/02/28/lunar_eclipse_feb07_feature.shtml

Teny Frantsay:

http://www.dinosoria.com/lune_2007.htm
http://users.skynet.be/astronomia/pages/eclipses/eclipse_lune.html

mpahaviny @ 2 maraina ony...

Ankafizo,
novalian'i Fiffi ny 05/03/2007 08:23
2. sakaizakely ( 03/03/2007 11:42)
toa tsy misy fanazavana hoe aiza no azo ahitana azy io ? Inona ny kontinanta afaka mahita ? dia mila fiarovamaso ve raha te hijery ?
3. pissoa ( 03/03/2007 16:56)
le sary amile jereo eto voloany ngamba misy ny toerana hahitana azy ...
4. simplex ( 03/03/2007 17:51)

ie le jereo eto voalohany io milaza azy, somary clickeo in 1 d mi-elargir le sary. Tsy nahita t@ teny frantsay manazava tsara azy aho fa miala tsiny.

Eclipse lunaire io fa tsy solaire, tsy mila solomaso special fa ny volana no mitranga sy manjavona fa tsy masoandro akory.

20.17: tazana tanteraka ny volana
21.30: manomboka tsy ho hita
22.44: mbola tsy takona tanteraka
23.58: manomboka ho hita indray
01.11: tazana indray
02.25: tapitra ny fampisehoana

* GMT doly reo ora ireo
* Europa sy Afrika mahita totalement.

:)
5. Stretch ( 03/03/2007 18:00)
ko be rahona be aza aty amnay.
sady ny volana ko efa takon'ila de inn ndray no hi eklipsa.
le ilany v ?
6. simplex ( 03/03/2007 19:10)
minoa fotsiny ihany wa ;-)

fafao tsara aloha ny solomaso :°)8)8)
7. sitlo ( 03/03/2007 20:29)
stretch> raha misy rahona izany dia efa eklipsa am raoana eh
8. andry08 ( 03/03/2007 23:10)
ié hitako na dia nisy rahona aza fa nanjavozavo teo sady maizina be ao ivelany ao.
9. Fiffi ( 04/03/2007 06:57)
tara indray zah t@ iny....
10. sakaizakely ( 04/03/2007 09:03)
Fiffi> mitovy isika

Izaho indray drodroka be avy nijery Soirée de l'étrange t@ tf1 dia resy garazy, efa t@ 3 maraina vao nitsamboatra tao, tara loatra :cry: :cry: :cry:
nefany mbô te nijery le volana lasa menamena :°)
11. sitlo ( 04/03/2007 21:47)
tsy nisy fafiny mihitsy ilay izy fa milona be. Sady tsy total no hita. Nefa ny andro mangatsiaka be. Dia tsy nahita hatramin'ny farany aho.
12. Stretch ( 04/03/2007 23:00)
ny aty amnay ny volana androany vô io mipotra io.
de miandry eto aho sao de misy replay. .:-w
13. sitlo ( 04/03/2007 23:41)
tsotra, rehefa mijery volana ianao dia lalovy kahier eo alohanao.
Dia eklipsa izay.
14. Fiffi ( 05/03/2007 08:23)
sakaizakely: fa hitako @ vao2 akia le izy an ! heu....@ herintaona indray zany koh....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2866