fotsy fijery!!
1. bazylou
(
03/03/2007 00:43)
Misy olona tsy mahita hafa tsy fotsy ary manery ny manodidina azy hahita fotsy!!
Misy olona manenjika satria tsy tia ho fotsy ohatra azy ny manodidina azy!
Misy fotsy mamotsifotsy rora sy soratra satria marary azy ny mahita olona tsy mitovy hevitra amin'dryzareo!!Nefa na ny antokony aza miady antrano!:lol::lol:
Misy fotsy mimenomenona satria tsy mety micadika fotsy ilay mainty!!

novalian'i fijo ny 09/03/2007 06:19
3. xxx
(
03/03/2007 05:30)
bazylou:
Misy olona tsy mahita hafa tsy fotsy ary manery ny manodidina azy hahita fotsy!!
Misy olona manenjika satria tsy tia ho fotsy ohatra azy ny manodidina azy!
Misy fotsy mamotsifotsy rora sy soratra satria marary azy ny mahita olona tsy mitovy hevitra amin'dryzareo!!Nefa na ny antokony aza miady antrano!:lol::lol:
Misy fotsy mimenomenona satria tsy mety micadika fotsy ilay mainty!!
:-D:-D:-D Mamono afo ndray angaha ianareo izany ry rabaz refa avy voadona tatsy @ mainty fijery tatsy ambadika tatsy!!! tsy mamely nareo eeeee=))=))=)):b:b:b
5. fijo
(
03/03/2007 05:50)
Misy olona tsy mahita hafa tsy fotsy ary manery ny manodidina azy hahita fotsy!!
Misy olona manenjika satria tsy tia ho fotsy ohatra azy ny manodidina azy!
Misy fotsy mamotsifotsy rora sy soratra satria marary azy ny mahita olona tsy mitovy hevitra amin'dryzareo!!Nefa na ny antokony aza miady antrano!
Misy fotsy mimenomenona satria tsy mety micadika fotsy ilay mainty!!
hay efa voa avy any lery io

9. xxx
(
03/03/2007 17:49)
I Bazyl aloha no tena fantatra fa mpanao an'io lazainy io..
Mainty daholo izay atao Ra-8..
Fa misy koa ireo mpanohana Ra-8 koa eto mahita fa fotsy daholo izay atao Ra-8..
Nefa raha tena jerena ny zavatra atao Ra-8 de mikolo volo-davenona. Misy mba mahavelo-bolo fa misy koa efa fihetsika efa fanao ny mpitondra taloha efa hita fa tsy mety.

10. bazylou
(
07/03/2007 02:05)
ka ny gasy anie sady tsy vazha no afrikanina e!! izay no maha volon davenona azy sy ny fanjakany!!
11. vahatra22
(
09/03/2007 06:19)
rehefa lasa adala oa d aza aty no mirediredy ! natokana ho an' ny hendry ny forum fa tsy ho an' ny adala tia resaka!:D:?:x
12. fijo
(
09/03/2007 06:19)
ka rah amba miova kosa ny fijery mety ka.izay ratsy dia lazainafa ratsy,izay tsara koa torak'izany