Ampidiro aloha ny tenimiafina
Rehefa mintsangatsangana lavitra @ groupe
1. salmo1
(
02/03/2007 12:22)
Tokony.
Tsy hisaram-pandriana ny vhv @ lhl. :!::°)
2. simplex
(
02/03/2007 13:19)
fa ra tafaraka fandriana @ bandy hafa i pachinot d mety ahoana ny vokany :-w:@:@
3. salmo1
(
02/03/2007 13:39)
Afaka manao tafandry mandry tsara an'ilay bandy hafa i pachinot de tsara mifoha. (oh: ¡buenas noches y hasta mañana! :D:°)
4. simplex
(
02/03/2007 13:51)
d ra ozy le bandy hoe tsy mety nga ra mba enao no fandrinako mantsy an'i pachinot d awona ? :D:°)
5. salmo1
(
02/03/2007 14:17)
i pachinot ve tsy efa remboka :?:
Na dia zany aza tsy de fomba loatra lay manakotaba olona midôdô. :-P:°)
6. pissoa
(
04/03/2007 20:24)