Namana

1. ftma ( 02/03/2007 00:29)
Jereo anie ity clip ity fa misy namana tena mahafinaritra ato amin'ny serasera na dia mbola vaovao aza :wink: http://www.youtube.com/watch?v=m3lxbrLB6NI
novalian'i dadie ny 08/04/2007 15:25
2. cutie ( 02/03/2007 00:38)
namana iza moa izy io ry ftma:roll::roll::roll:
3. ftma ( 02/03/2007 00:42)
cutie: jereo ny clip dia avy eo njy mijery sary ao @ namana ko :roll:
4. cutie ( 02/03/2007 00:56)
ok:lol::lol::lol:
5. cutie ( 02/03/2007 00:58)
hay hihihihihi
hitako, hitako mpamaly forum ao @ finoana sy fivavahana ao koa
Mahafinaritra marina:lol::lol::lol:
6. fasaly ( 02/03/2007 07:28)
ié toundé hitako fa i dadie no hitako ao:wink::-P;-)milay kan! hihihih mci ftma:-*
7. cocorico ( 02/03/2007 08:01)


ocorico : 22/02/2007 18:32:24
ary dadie v lé manao clip @ lé oe namana iny e(djette mou?)

mmmmmmh voavaly zany ny fanontaniako an, merci ftma
8. dadie ( 05/03/2007 11:31)
[quote=cocorico]


cocorico : 22/02/2007 18:32:24
Fafao | Sakano ny hafany
ary dadie v lé manao clip @ lé oe namana iny e(djette mou?)
dadie : 23/02/2007 18:48:23
Fafao | Sakano ny hafany
cocorico> ih ih ih ih mitovy b amiko v le ol ,jereo ny tsikera ao am le sariko mandihy ao am sary rehetra ...lol

cocorico>
za ary efa namaly ny tsikeranao ,naveriko eto so ataonao oe tsy novaliko ih ih ih

9. boubounezy ( 29/03/2007 19:37)
dadie nanafika clip tany dago mintsy njy an! manja bé alou lé pose é!:-*:-*:-*:-*(l)
10. boubounezy ( 30/03/2007 09:40)
dadie ary tena tsy arako mintsy fa ay ny akamako vedety bé an!:}
11. sitlo ( 31/03/2007 16:20)
:-D
ra za no mananjanaka tsy avelako mihira manjozotra izany fa sao dia lasa toetra
12. dadie ( 31/03/2007 16:29)
stilo> ka lé hira irainy kosany v d ampihome anjareo lé namana aza efa lasa lol:lol:
13. dadie ( 31/03/2007 16:31)
boubounezy>dry ary no tena manafintalenta akia ,tsy itako anga reny dago dago reny retsy?:oops:
14. fleurdedago ( 31/03/2007 17:13)
hay nataon'i ftma tato koa ty andry ty ? ary noeveriko fa any am daily rery lol:P
15. tsiafoi1 ( 02/04/2007 09:48)
Dadie: kay tena cool be ndry ty. Mahafinaritra aky fa tohizo a!; mapa jeune foana aky a!
16. bimanoa ( 02/04/2007 13:53)
ftma - m' sotra am' le fizaràna vaovao,
dadie - mirary soa e !
17. mits ( 02/04/2007 17:59)
ZA klou efa nanao sonia ary @ dailymotion e!!
tena tsara lay izy fa rahoviana indray ary i dadie no hanao clip e!! tandremo manao clip @ tarika hafa an! lol!
tsara fa tohizo e! zahay fans
18. dadie ( 08/04/2007 15:25)

mits:lol:

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0104