aza afangaro, ne melangeons pas

1. salopard ( 28/02/2007 16:57)
certains personnes dans ce forum denigrent les prostitués

ne melageons

être salope, c un trait de caractère, c mal;
être prostitué c une profession, c bien ;
novalian'i coline42 ny 06/03/2007 17:15
2. Fiffi ( 28/02/2007 17:21)
avadio @ teny gasy ho dinihana kely zany hoe ?
3. salmo1 ( 28/02/2007 19:50)
Fa maninn ato @ resa-dehilahy kou i Fiffi? sa navadika lhl nareo? :D:-D
4. xxx ( 28/02/2007 20:02)
koa i salmo1 aza miditra tao @ resa-behivavy ko! mody manao xxx dia mihevitra fa tsy misy mahita veuh???
5. simplex ( 28/02/2007 20:02)

Fiffi:

iza no tsara kokoa @ ireto:
* mpivaro-tena
* makorelina
* cox
* kwaitra

:)
6. xxx ( 28/02/2007 20:03)
fa forum ve ity sa ????:roll::roll::roll:
7. Fiffi ( 28/02/2007 20:37)
zah mba gaga.....
8. xxx ( 28/02/2007 21:03)
Izaho kosa ry salopard tsy hifakalo hevitra hifanaretsaka amin'ny mpivaro-tena izany ah. Ataovy madio ny resaka fa aza ny fombanareo any no entina eto.

Ialako tsiny fa azoko atao ny tsy maketo intsony raha mivadika resaka fahavetavetana daholo ny resaka eto.
9. simplex ( 28/02/2007 21:10)
oudry aiza ze resaka vetaveta eo ry xxx:roll: dikan-teny no anotaniana. Ny forum nge fanovozana fahalalana e. Za zao vao androany vao nahalala hoe kay ny "za mba gaga" kou mitovy dika @ hoe mpivaro-tena.

D efa mba kopy ry xxx refa misy mifosa any hoe za mba gaga, cox no tiany ho tenenina @ zay ;-)
10. xxx ( 28/02/2007 21:13)
simplex> certains personnes dans ce forum denigrent les prostitués

taiza no nankany an'io conclusion io?
11. simplex ( 28/02/2007 21:20)
ka diso io satria ra certains no nosoratany d lelah zany le izy nefa efa fantam-poko fantam-pirenena fa ra misy ny tia "za mba gaga" d ny lelah. okay ? 8)

adihevitra ny forum an :P
12. kavaly ( 28/02/2007 21:49)
Marina izany, efa 2007 isika izao.
- @izao fotoana hiainan-tsika izao anie ry zareo dia efa mivoatra ny fahitana ireo e :

- ny mivaro-tena dia : ASA io ary tsy misy ny maharatsy azy raha mahakarakara tena tsara sy fahasalamana.
- ny tia manao na "salope" : dia filan'ny nofo io ary tena "naturelle" mihintsy satria ny vatana no mila io.
- ny COX : dia olona ratsy fitondran-tena sady maloto
- ny Kwaitra indray : zavatra hafa satria olona mizarazara tena @ olona rehetra nefa manana vady.

Raha ny fahitako azy dia ireo avy ny fanazavana mety azoko hamaliana azy

Veloma o
13. patrick2002 ( 28/02/2007 23:07)
izany hoe raha azoko tsara izany dia: cox izany dia makorelina bas qualité ,tsy mandoa tax ,sy impot ary tsy manana carte rouge fahazoana alalana hivarotra :roll:
Aoka fa mazava Mr kavaly :D
14. coline42 ( 06/03/2007 17:15)
dictionnaire kavaly izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.659