Catholique apolitique!!?

1. xl ( 28/02/2007 13:12)
A commenter?
novalian'i fijo ny 08/03/2007 00:05
2. Fiffi ( 28/02/2007 13:28)
inona no hevitr'i xl @ io ?
3. hery ( 28/02/2007 14:06)
Non
4. Fiffi ( 28/02/2007 14:44)
no comment....
5. ikaretsaka ( 28/02/2007 14:52)
tsa misy hambara koay fa velabelaro aloha ilay laza adina
6. jentilisa ( 28/02/2007 16:24)
Mahasahy miresaka fiainam-pirenena izy ka! inona ny olana?
7. fijo ( 28/02/2007 21:58)
aza hadino,fa ny kato irery no finoana manana firenena azy.matoa mananafirenena dia manao politika izay.saingy aza hafangaro ny politika mitady seza,sy ny politika hitantanana ny fiarahamonina sy hanatsarana ny fiainan'ny vahoaka.
raha izay misy ao mada no tiana hiaviana,za izay momba an dravalo,dia mankafy koa io fihetsiky ny kato ao mada io.
8. Robert ( 28/02/2007 22:26)
Ny katolika rehetra izany no manorona ilay firenena.
Ary aiza ny eto an-tany no misy azy?

Satria ohatra feno katolika erany izao tontolo izao.
9. fijo ( 28/02/2007 22:27)
hoadray,fa vatican inona amin'i robert??????firenena sa tsia????
10. prime ( 01/03/2007 15:55)
Hafakely...:-D
11. Fiffi ( 01/03/2007 19:51)
tsy mazava....
12. tsimatimanota ( 02/03/2007 07:49)
Fijery mahitsy ny an'i katolik fa tsy politik;
ny demokrasia hoan'ny rehetra fa tsy feran'ny finoana akory, ary adidin'ny Ray amandreny amam-panahy toy ireny no mandray andraikitra,
indrindra rehefa ny aindehiben'ny firenena no voatohitohina,
Misaotra tompoko!
An'i tsirairay no mandray lesona
13. fijo ( 02/03/2007 23:16)
ka efa politikaizay,fa tsy le politika mahazatra hita amin'ny firenena
14. ikaretsaka ( 03/03/2007 00:04)
ny an'ny kato dia tsy politika fitadiavan-tseza fa politika ilay miteny heo tsy mety zao ry zanako!
15. linarako2 ( 03/03/2007 00:46)
ikaretsaka:

ny an'ny kato dia tsy politika fitadiavan-tseza fa politika ilay miteny heo tsy mety zao ry zanako!

Tsy anjaranao koa ny mitsara izay finoan'ny olona any.Mitadiava fiangonana izay ahitanao sy hideranao ny voninahiny fa aza faly manenjika lava eto.Tsy mba reraka ve ianareo hanenjika ny mpivavaka foana e.Mba nanaraka ihany aho ary aleoko amin'izay miteny fa tena reraka izahay fa misy mitady hamotika ny fivavahana ato

16. ikaretsaka ( 03/03/2007 01:20)
fa taiza aho no nanenjika kato.. za aza kato ko..
fa milaza ny marina aho
vakio tsara aloha ry zanako fa io mamaky rapide io ihany no...
17. fijo ( 03/03/2007 05:06)
io angaha letsia mahay mamaky teny an,mitsaratsara be fahatany no hainy.ary vao tsy mitovy aminy elahy dia tapadoha fa tandremo
18. tywa68 ( 03/03/2007 09:23)
linarako2 : aza masiaka ohatran'io hoa enao ! :lol: d ampy !
19. pissoa ( 03/03/2007 09:30)
mampime anah daholo izay soratan'i linarako2
:-D:-D:-D
20. tywa68 ( 03/03/2007 10:02)
pissoa : :lol: d ampy moa รด !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0076