toc toc toc

1. baw ( 23/02/2007 15:32)
mandom-baravarana klou sao d lazaina tsy mahalala fomba eo satria vaovao ny tena ka d miarahaba e
novalian'i Fiffi ny 26/02/2007 15:38
2. sitlo ( 23/02/2007 15:37)
mandroso bao, mipetrapetraha, inona no tiano hosotroina?
3. baw ( 23/02/2007 15:48)
ze misy mety dol fa za tsy miavona ka
4. xxx ( 23/02/2007 15:59)
ranovola sa dite mafana sa rano mangatsiaka vaoampangotraka amin izao tondradrano izao ka mandoto ny rano amin ny pompy? izay no misy.
5. baw ( 23/02/2007 16:00)
tsy olana e rosoy
6. sipagasy ( 23/02/2007 16:53)
Tonga soa aloha izany e! ary mandraisa seza fa ho lava ny tafasiry e!:-*
7. baw ( 23/02/2007 17:26)
sipagasy hay, za mantsy mbola menamentra b d tsy sahy b tafasiry :-D . aleo zany klou haka seza mitazatazana d handray anjara tsikelikely an
8. tslem ( 23/02/2007 18:42)
azafady fa nampiandry ela fa ty efa vita ty ny kafé ka mazotoa ary e, io koa ny ramanonaka :-D:-D:-D
9. patrick2002 ( 23/02/2007 19:05)
misy efitrano be dia be ato ka azonao hidirana ,fa aza miafaafa,misy chapelle koa ao @ sous -sol ao raha tehampitombo @ finoana ianao sy fivavahana ,any ambony any @ rihana faha telo misy efitrano ,fa mila maka permission ianao miditra ao ,satria tonga dia miboridana ianao miditra ao,io no atao hoe hevitrano ,fomba malalaka tsy misy bedy ,:roll:
ka dia faites comme c vous ,
Fa aza adino andriamanitra atapiny loha :-D
10. tslem ( 23/02/2007 19:10)
zany hono ry baw a! adinon'i patrick2002 ny nanoro oe misy efitra fanoloana zaza koa atsy ambadika atsy, dia ny trano fivoahana eo anilany eo :-D:-D:-D
11. sitlo ( 23/02/2007 20:07)
aiza izany trano fivoahana izany ry tslem?
12. tslem ( 23/02/2007 21:14)
ngah ts hitan'i sitlo? i baw aza vao² b io efa avy any sahady :-D:-D:-D
13. Fiffi ( 23/02/2007 21:48)
tongasoa baw ! :)
14. baw ( 24/02/2007 10:40)
misaotra betsaka ry zareo a

patrick2002>misaotra nanaoro ny karazampejy

tslem>misaotra @ kafé sy ramanonaka (adino ny menakely)

sitlo>mba manoroa koa moa e

fiffi, sipagasy>misaotra @ fandraisana

iza indray ny manaraka? :-D
15. tslem ( 24/02/2007 16:49)
ka nahazo tohan'aina v baw e, mba mandrosoa ndray ary any @ hefitra ilany e:-D
16. klemntina ( 24/02/2007 17:05)
tongasoa baw!
17. baw ( 24/02/2007 17:12)
tslem>mbola tsy tafiditra ono fa miandry autorisation avy @ pata be e

misaotra klemntina, d osory menaka za sao tsy tamàna e, :-D
18. Stretch ( 24/02/2007 17:23)
hein !
hay v tato nisy ramanonaka beuuu sy rano am pôpy.
tonga soa aky baw a !

ny olako kely de ndry efa hitako tary averiko efa maintimolaliny ato.
ka osorana tantely sy dobera ary v i annnn e?
sa whisky sa laaabera ?
19. tslem ( 24/02/2007 18:23)
aleo ts amena an zany izy sao d mamo eo ka manjary miteniteny fôna:-D:-D:-D
20. baw ( 24/02/2007 20:30)
tsy quoi zany fa week end ny andro ry tslem a :°) refa gueule de bois radem d asitsika vazom-boany ndray e! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1827