Inona no antony

1. nathie86 ( 23/02/2007 13:51)
Aôna ndray ny faitanareo ity tantara ity.
Ny sipako taloha efa nisaraka zay efa ho 1/2ans, efa manambady izy an, nefa de mbola miantso @ phone sy manakorontana imasombahoaka fôna.:?::?::?: le manankorontana de oh: inona indray ty lokon'akanjonao ty, iza indray no nanjaitra an, maninona ianao antsoina de tsy mamaly devant tt le monde.
novalian'i nathie86 ny 26/02/2007 13:36
2. xxx ( 23/02/2007 14:05)
Mbola tsy maty voalavo an-kibo retsy izany ry nathie ah!

Ialao lavitra fa sao mamono passeport e!
3. xxx ( 23/02/2007 14:28)
anontanio izy hoe soa dia efa mitapy hoe , ary vao maika rangito fa teo tsy hita zay natao koa :twisted:
4. sitlo ( 23/02/2007 14:57)
Ny fahitako ity tantara ity dia mahaliana.
5. Ralay ( 23/02/2007 15:08)
Tokoa ny mahaliana :roll:
6. mbaliana ( 23/02/2007 19:57)
dia mba alao baraka koa akia.. hiaritra trèfle foana ve... ataovy hoe fa inoko moa ianao andriamatoa? any amin'ny vadinao ianao no mimenomenona fa tsy aty azafady... ho hita eo zay teneniny 8)
7. sitlo ( 23/02/2007 20:05)
aza miady amin'adala izany
8. simplex ( 23/02/2007 22:15)
zany v d tsy mazava e :roll:
maka renseignement izy fa asainy any @ le mpanjaitran'i toi kou ny vadiny no mande ;-)

ary sao d akanjony kosa ny nanaovan'i toi :-w:P
9. Papoose ( 25/02/2007 04:54)
mivavaha ho azy fa tsy fantany zay ataony^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^
10. 08051972 ( 25/02/2007 13:06)
mandray anao toy ny^:^
11. tynah ( 25/02/2007 18:03)
heveriny fa mbola tia azy toi na koa hoe mbola te hiverina am toi izy d manao zay fomba hiresahana am toi. Omeo azy ny kozy henjana sady tsy mety koa izy mi tel zany eh! manimba ilay solony.:-*
12. baw ( 25/02/2007 18:33)
ovao ny num tel-nao
13. nathie86 ( 26/02/2007 13:36)
baw:

ovao ny num tel-nao


tsy azo atao, olona 1 ve no anovana num.

Tsy ny akanjony kou alou ny anaovako e.

Ra oe ny ihaonako @ vadiny indray alou, tsy mino za satria afeniny anà tanteraka ny momba azy.

Ny valifaty tsy azo atoa aleo izy anao zay ataony.

Misaotra anareo namaly. Ny tiako ho fantatra fotsny de hoe inona no antony mahatonga izany zvt izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0071